infidèle daolo hono ny olombelona...

1. niainaharison ( 17/05/2005 08:57)
zaho anefa mahalala olona iray izay tena fidèle amin'izay hoé olona tiany zany...tsy mi-existe intsony aminy ny hafa ankoatra izay olona tiany. Tena marina...saotra hinoana vé????
novalian'i lilbon ny 12/07/2005 05:57
2. rpk ( 17/05/2005 09:20)
arakaraka ny fomba nitaizana ihany io e!!! sy ny faharetana eto @ ty fiainana ity...

3. mamzelkely ( 17/05/2005 09:46)
tena mbola miexiste ky ny olona fidèle na de ankavitsiana aza an!!!
4. ari.malala ( 17/05/2005 10:32)
za zao anisany! lol

5. mamzelkely ( 17/05/2005 11:16)
za ko alo e!!!:D
6. zefalah ( 17/05/2005 11:28)
matetika reny olona nametrahana ny fitokisana reny mintsy no rangory fotsy fitombenana,ka tsy mahatombina.
amiko manokana alo ny olombelona tsy ho afa-po mintsy ra mbola velona eto an-tany..ka tsy afaka mametraka tanteraka ny fahatokisako amin'olona aho.
na olo-tiako aza.. satria tsy ay ze hitranga any aorina any.
ny tany hony bory bory..ny ambany mbola ho ambony,ary ny ambony mbola ho amabany.
tsis olona voky,zany ra mbola eto an-tany.
infidèle izy androany,fa rapitso mbo jereo e!
7. zefalah ( 17/05/2005 11:28)

8. pika ( 17/05/2005 13:26)
fidèle ny oul 1 raha tena tia ka efa jamba, sy matoky koa lay oul miaraka aminy
9. Veloo ( 17/05/2005 16:40)
Rehefa tena tia tena tsy misy zany infidelite zany:lol:
10. johan ( 18/05/2005 07:07)
veloo> mitovy hevitra @ la aho!
refa tena tia nge ka tena lasan'ilay tiana dôdôly ny fitiavana retra retra eh! tsisy ho an'olona hafa tsony, ka efa misy olona tena tiana ary ko innn ndray andehanana any ankafa, tsy lojiaka zany amiko
11. ari.malala ( 18/05/2005 11:18)
eny oa r'i johan! sady ianao 1 ny fonao 1 ko fomba ahoana no itiavana olona 2 na mihoatra? tsy tena tia matoa mbola mahita hevitra mitady any an-kafa.

12. angelinlove ( 18/05/2005 12:59)
Rehefa mitia olona roa na mihoatra en même temps anie mbola tsy infidèle izany e!Miaraka amin\'ny olona roa na mihoatra en même temps: izay no atao hoe infidelité.
13. ari.malala ( 18/05/2005 13:25)
mitia sy miaraka no tiko tenenina ka! :)

14. angelinlove ( 18/05/2005 13:55)
D'accord, rehefa tia sy miaraka aloù dia infidèle rehefa mihoatra ny iray é!
Nefa koa misy ny hoe tia nefa tsy mety tafaraka mihitsy.
15. pika ( 18/05/2005 13:58)
ny zava misy anie matetika ry angelinlove tsy izay tena tianao no moaraka aminao e:(
16. angelinlove ( 18/05/2005 15:02)
aaa, tsy voatery ho izay foana ka! Ianao ihany anie no mitondra ny fiainanao hoe iry olona iry no tiako dia ataoko izay iarahako amin'iny e! fa na izany ary marina hoe tsy voatery tafiaraka foana akory izay mifankatia (na fitia mifamaly io na tsia)
17. angelinlove ( 18/05/2005 15:07)
aaa, tsy voatery ho izay foana ka! Ianao ihany anie no mitondra ny fiainanao hoe iry olona iry no tiako dia ataoko izay iarahako amin'iny e! fa na izany ary marina hoe tsy voatery tafiaraka foana akory izay mifankatia (na fitia mifamaly io na tsia)
18. poupounesana ( 18/05/2005 15:12)
io ndray alou d arakaraky ny famaritana ny hoe \"infidélité\" miodina moa zany no azo ilazana azy v? rah ohatra aminareo ka hoe refa miaraka @ olonkafa noho ny vady na ny sipa ny oll iray no lazaina fa hoe miodina d misy tokoa ny oll \"fidèle\"
fa rah ohatra indray anefa ka ny eritreritry ny olombelona no dinihna lalina d tsy misy ny olombelona fidèle! satria efa samy nitsiriritra oll tsara zay mba nifanena teny andalana teny daolo angmaba hoy aho sa v diso aho eh?
19. fijo ( 18/05/2005 23:36)
marina nendry ka.ndry wa mahay zavatra
20. poupounesana ( 19/05/2005 06:22)
zany han!hihihi ary maninn tsy ny hevitrao no aroso eto ry fijo fa ilozana mitsara ny an\'ny oll fotsiny eo!lol!
ahoana enao @zany eh, infidèle hono enao sa tsia e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4821