infidèle daolo hono ny olombelona...

21. sonwin ( 19/05/2005 08:45)
mhhhh
22. Veloo ( 19/05/2005 19:38)
poupounesana a marina ko io retsy a.... ary vitsy no oul tena fidele an indrindra @ izao ankehitriny izao...:lol::lol::lol:
23. fijo ( 19/05/2005 21:41)
poupou ka za anie mbola le efa haindry dia tsy mahay e
24. IDEALY ( 21/05/2005 13:43)
ny ahy aloha refa tiko tsy amporafesiko mintsy eh ; fa raha mivadika amiko kosa de tsy fidele intsony zà après ka aleo misaraka
25. sonwin ( 21/05/2005 17:10)
mhhhh
26. ari.malala ( 25/05/2005 13:35)
lasa saina fotsiny ra sonwin ato marina!

27. niainaharison ( 27/05/2005 17:48)
tenamarina ny anao ry idealy...rehefa tiko ny olona iray, de izy manontolo zay no tiko...son "être" (mialatsiny fa tsy itako izay ilazana andikana azy)...fa tsy hoé akory noho ny tarehiny tsara...na ny fananany vola bé ambany kidoro...fa c'est son être que j'aime...ka amiko tsy misy zany hoé mitia olona hafa zaho fa satria any amin'izay olona hafa hafa izay misy zavatra tsy ampy ao aminy hoy lé namana ray etsy ambony....tsia amiko...satria efa naman'ny misy interet zany ny fiarahanao aminy, ka raha tsy ao io interet io, de lasa enao mitady azy any amin'ny olonkafa...nefa hoy le fitenenana zay hoé "tout amour né avec un interet meurt avec la disparition de cet interet"...(miala tsiny hatrany amin'ny fiteny vahiny)...
l'amour existe encore...rehefa tia dé fidèle foana...
28. avylavitra ( 28/05/2005 06:38)
Mba fidele zalahy ah! Jereo fa ireny olona infidele ireny anie ka be probleme eo amin fiainany eh! Ny fo 1 ezahina ho 2. Ny vola avoaka koa tsy maintsy ho zaraina 2 sns ...eh!
Ka aleo fidele ihany. Sa ahoana....?
29. niainaharison ( 28/05/2005 14:50)
ié....fa ny ahy aloha tsy rarahiako inona raha ho zaraina roa na telo na zato ny vola sns...saingy tsy ekeko na dé indray segondra aza hoé ho zaraina roa ny fo, satria ny ahy tsinona homeko azy manontolo, ko nahoana no silaky ny fony (silapony lol) ihany no mba homeny ahy...tsy lasa klé...
fa ny ahy aloha tsy ho zaraiko ny volako fa atotoko any amin'ilay "tokako" ihany é!lol!
30. poupounesana ( 28/05/2005 16:07)
fijo io han! odiany fanina ny fanontaniana! matahotra izy manko so misy tezitra eo ato!
niainaharison, rah mba otranao daolo ny lelà han! :-D:-D
31. niainaharison ( 28/05/2005 21:56)
merci é!...ny tena izy angaha dia ndé hatao hoé: tsy hoé ny lelà rehetra no tokony ho otr'izay, fa hoé ireo olona ( na lahy na vavy) tena mitia marina tokony hotr'izay...ary mino aho fa maro bé ireo olona tena hoé "tia" de lasa otr'izany avokoa...tena tsapako ho tsy mbola "nitia" marina tokoa zaho taloha matoa nahavita nibirioka...tena fiarovana matanjaka amin'ny manodidina ny tena fitiavanao marina lé olona amin'ny fitiavana mangatsakatsaka...
32. poupounesana ( 29/05/2005 08:29)
rah fehiny zany d ny ankamaroan'ny oll zany tsy mbola nitia marina?
33. niainaharison ( 30/05/2005 10:33)
zay aloha de tsy aiko fa samy mandinika ny tenany nyn tsirairay....lol!
34. fijo ( 30/05/2005 22:42)
poupou ,ka hanao izay ahasosotra kosa ve moa e.sady za koa tsy mahay le izy rahateo
35. lilbon ( 12/07/2005 05:21)
ry olon-dehibe !
tena diso ve za rah miteny?fa karazana olona inona isika ?rah miteny za we tsisy olona fidele eto ambonin'ny tany ,ary marina izany!
IZA INDRAY NO MPANDAINGA INDRINDRA ATO ?
36. lilbon ( 12/07/2005 05:45)
ô ry zareo a!
AZA MANDAINGA KA HITENY FA FIDELE AMIN'NY FITIAVANA IZANY ?
zao no fahamarinana!
raha miteny enao fa FIDEL(LE)DE TSY NITIA AFA-TSY OLONA IRAY EO AMIN'NY FIAINANA.RAHA 2 ZANY DE TSY FIDELE INTSONY?SA TSY IZANY?
TSY METY NY TSY NITIA AFA-TSY OLONA IRAY EO AMIN'NY FIAINANY.TANDREMO FA DANGER ZANY!
OLONA TSY MISY FITIAVANA MIHINTSY ZANY!
6 MILLIARDS DE PERSONNES VE NY ETO AN-TANY DE OLONA IRAY IHANY NO TIANAO?TSSSSSSSSS
37. lilbon ( 12/07/2005 05:57)
TOHINY
io hevitra io de tsy midika we rapport sexuel veli2!
izaho de sahy mijoro ho vavolom-belona fa raha kely ny olona tiako de tsy latsaky ny 50!samihafa daholo no fomba nitiavako azy (olon-tiana).
13 ans za de nitia ankizy iray kilasy t@
15 ans hafa koa
17 ans hafa koa
teny @oniversite hafa koa!
Iza no olona milaza eto fa tsy nanao sipa afa-tsy 1 hatr@ izy 15 taona ka nandra-panambady?fidel ve zany ?i ari-malala ve ?sa dadabe ?sa yonika ?sa iza ?sa poupounesana ?iza wa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1904