mpinamana bé lazain'ny olona ho mpisipa...
1. niainaharison
(
12/05/2005 16:00)
nareo ve mbo efa tratran'izany hoé manana namana bé tsy fohy (na lahy na vavy), fa dé mifampitarika etsy sy ero...izay misy ny iray dé misy ny iray...isan'andro isan'andro...manavy mihitsy raha vo tsy mifankahita kely hoy ny fitenenana....hany ka misy ny olona rehefa mahita somary "maneso" kely hoé: "manao ahoana nareo...ROA"!lol!na koa hoé..."aiza le vadin'élà iny" :twisted: :twisted:
novalian'i fijo ny 31/05/2005 23:03
2. booboo
(
12/05/2005 16:05)
hihihi noheveriko fa fohy(taille) ilay izy hihiihihi.
ka nareo roa fôna kosa no hitan'ny be sy ny bobaka isaka zé mihetsika dé mba manala zareo kouh. Manala fa tsy maneso io klou aminà e.
ka nareo roa fôna kosa no hitan'ny be sy ny bobaka isaka zé mihetsika dé mba manala zareo kouh. Manala fa tsy maneso io klou aminà e.
3. dadabe
(
12/05/2005 16:28)
niainaharison>fika lesy zany a,mpisipa izy mitsam fa te-hamnafina fotsiny
4. poupounesana
(
12/05/2005 17:06)
matoa alou nataon'i niainaharison ato le resak d efa misy fitiavana ao anelanelany ao eh!hmmmmm!
5. maditra
(
12/05/2005 17:48)
tssss, izay aloha mbola tsy nahatratra zah ilay hoe izay tany ombako misy an'ilay namako tsy sipako izay fa, matetika ny olona roa, lahy sy vavy (any Dago), rehefa miaraka, na vao indraim na mba tsy indraindray ihany dia efa lazain'ny sasany ho mpisipa. Mateti-piseho be amiko izany. Maro ireo cousine-ko izay niaraka tamiko mandehandeha pendant vacance ireny dia lazain'olona fa sipako. Gaga zah fa tsy dia vakiako loha.
6. fijo
(
12/05/2005 20:31)
io resaka io koa tsimaintsy misy heritreritra ambadika ao,fa aiza no dia hifandany zara eny fotsiny le;mety samy tia fa samy menetra hilaza
7. maditra
(
12/05/2005 23:56)
Izany aloha possible koa e, izay misy ny iray ve dia ahitana ny iray. hafahafa ihany izany na dia mbola dinihina fotsiny, satria vavy sy lahy ihany manko.
9. mamzelkely
(
13/05/2005 05:59)
marina zany! tsy maintsy misy fitiavana entre nareo fa nareo no tsy manaiky le fisiany de ôtrany we tsy misy fifankatiavana aminareo(fifankatiavana=amour zany an!!) sady matahotra nareo we sô de simba le zvt efa naorina efa ela raha vô tena mpisipa nareo!!! tena kôzy zany experience vécue!!! :wink:
10. pika
(
13/05/2005 06:23)
normaly be izany ry niaiarison a, fa rehefa madio ny fisainanano dia aza vakiana loha
11. ainaheri
(
13/05/2005 06:45)
Za efa tratran'io d ny dadany mihitsy no niantso ahy
we aza miafinafina intsony nareo fa mahasosotra @
voisin nefa zay tsy misy n'inon'inona za alo madio e
fa zay resak'ilay sipa any @ havany any no tsy haiko!
De rava ho azy lay finamana avy teo zany hoe tsy mafana otran'ny taloha ra mandalo aho zao in1 isam-bolana!!

12. LABO
(
13/05/2005 07:25)
Ny zavatra tiako holazaina dia tsotra ihany dia ny fampisehoana toetra mendrika ety ivelany raha mpinamana marina izy na mpisipa mihintsy ARY ATAOVY MADIO NY TOE-TSAINA E!
13. sasa
(
13/05/2005 07:34)
zava-misy io tsy azo lavina fa enao ihany no mahalala ny na sipanao izy na tsia satria ny olona tsy azo ferana rehefa mahita ny masony fa miaraka foana nareo, ary na ny raiamandreny kou aza matetika dia mieritreritra fa miaraka nareo 2
14. lanto
(
13/05/2005 09:04)
Sao mba misy iray tena tia kosa aminareo roa ? :)
Amin'ny lafiny iray koa ny lhl tsy dia tia mamono pasipaoro tena amin'ny fiarahana lava aminà vhv iray raha tsy misy andrasany ao, satria manakom-barotra azy :p. Ny vhv no tsy dia miraharaha an'io fa mety ho fiarovan-tena koa, indrindra rehefa mandeha mandihy sns...Asa aloha fa dinidiniho ihany sao mba tsy diso ilay fijerin'ny olona.

15. tsimeti
(
13/05/2005 09:55)
Ny atao hoe namana ange dia tsy mifanary e! Raha izaho zao an!dia sendra an\'io satria ny asa iray, ny sampana iray (ao am-piangonana), fialam-boly iarahana (groupe1, manao mozika), dia atao ahoana moa no tsy hifankahita na tsy ho hitan\'ny olona hiaraka isan\'andro? Io namako io aza efa manam-bady vao maika voaenjika be izahay kanefa tsy mivaky loha satria madio ny saina. Zay ihany!
16. nenyh
(
13/05/2005 10:34)
Marina daholo ny anareo kah!Fa aza sendra ny paka kitay aloha fa de tonga tonga hono de fay!!Sa ahoana?!Zà aloha refa te-higafy2 de mody miaraka @ le bandy fona aho.Sangi zany an
17. ari.malala
(
13/05/2005 10:38)
efa nahazo ana mintsy io cas io, fa ny nampime be de hay nisy ankizy namanay tara t@ le bandy (amie en commune), de lasa nandrafy ana le sipa, efa nohazavaina anazy zao ny fandehan-draharaha rehetra, mankany @ le bandy aza miaraka izahay 2 vavy de zareo avelako miresaka irery fa za lasa any @ anabavin'le bandy miresaka sy mivazo fa tsy nety convaincue le sipa, de farany moa nisaraka ry zareo. Ny nampalahelo ana de ny toe-tsain'le sipa, lasa miavonavona be na amina na @ le bandy...... zao moa le bandy lasa any Lyon, de le sipa efa nanam-bady sy niteraka fa mbola hafahafa ê! mbola miavona ihany ikala..... ataoko ahoana moa!
18. xxx
(
13/05/2005 14:36)
I Neny koa anie te hitsapatsapa sy mitaditady matoa mody miaraka @ bandy refa te-higafy2. Nefa rehefa ny bandy sipany na vadiny no hitan'ny namany miaraka amin'ny namany, tonga de coincee rasipa.
nenyh:
Marina daholo ny anareo kah!Fa aza sendra ny paka kitay aloha fa de tonga tonga hono de fay!!Sa ahoana?!Zà aloha refa te-higafy2 de mody miaraka @ le bandy fona aho.Sangi zany an
19. miantra
(
13/05/2005 14:41)
Ny olona aloha tsy maintsy milaza izay lazainy fa ianareo ihany no mitondra an'io.
Raha ny olana hitako fotsiny araka ny experience kely mba efa nolalovako dia sarotra ami'ny sipanao indraindray ny mino fa mpinamana fotsiny ianareo.
mais bon, zay ilay izy e!!!
Raha ny olana hitako fotsiny araka ny experience kely mba efa nolalovako dia sarotra ami'ny sipanao indraindray ny mino fa mpinamana fotsiny ianareo.
mais bon, zay ilay izy e!!!
20. xxx
(
13/05/2005 14:52)
Ny saina madio rehefa tsy ampirina any Madagasikara lasa lany manjan\'ny vovoka sy ny hainandro.
Aleo ihany ampirina fa lasa lany manja na madio tahaka ny inona aza ny sainareo mitsam. Raha sipa i pika, ohatran\'ny ahoana re raha zaho no sipan\'i Pika (bandy aho) de hoe nisy nahita tany @ Caveau hono zaho sy i Tantely (vehivavy namako be) mba niara-nivoaka nanaly azy fa tsy nifankahita izahay efa ela.

pika:
normaly be izany ry niaiarison a, fa rehefa madio ny fisainanano dia aza vakiana loha