mpinamana bé lazain'ny olona ho mpisipa...

21. xxx ( 13/05/2005 16:12)
Raha ho an\'ny ankamaroan\'ny mpitazana ety ivelany dia mpisipa ianareo,fa anjaranareo no mieritreritra.Jereo @ireo olona mamaly ireo fotsiny mainka ka ny eny andalana sy tampotanety. Raha matsiaro voadona ianareo dia amboary ny fihetsika , izany hoe aza miaraka dia ho hitanao na misy saina ambadika aminareo na tsia. Mbola tsy dia nahita loatra aho hoe bandy samy bandy dia malahelo raha misaraka, na sipa samy sipa dia malahelo raha misaraka, fa raha nareo bandy sy sipa no mifampalahelo dia misy tsy mazava ao !
22. Veloo ( 13/05/2005 19:12)
Ny olona dia hanana fisainana maloto foana satria efa inné izany. Rehefa madio ny fiarahan'ny piaraka dia madio... :o rehefa tsy miraharaha ny vavam-baoka dia tsara... :o
23. pitchou ( 13/05/2005 21:22)
zà aloha d efa tratran'izany saingy nataonay fiomehezana fotsiny e! ny tena olana d ny nanazava t@ le sipa nokotiny iarahana t@ voalohany hoe tsy mpisipa zahay fa mpianamana fotsiny!
fa izay aza mbola otran'ny tsy dia mahataitra fa efa nisy koa mpinamana vehivavy mpiaraka be tsy mifankafoy ireny d nolazain'ny sasany hoe lesb!!!! ny mpinamana vehivavy moa mahay izay rehefa miaraka eny an-dalana izay d mifampitantana na mifampisakambina!
24. yonikafopl ( 14/05/2005 09:46)
fa zao kosa kalou e, tena marina io fa za tany dago nanana namana be zay an. efa elabe no niarahanay, namana io, fa tena tsy nisy resaka fitiavana, de isaky ny misy sipa tiany kotina de za no manao ny premier pas satria tsy mety manaiky ny sipa rehefa izy no mikoty fa matahotra ana hono.Fa tena izay nisy azy nisy ahy raha mbola azonay natao, eny andalana tena mifampitantana rehefa mandeha. ny mahagaga ahy ary tena anomezako tsiny ny tenako an, za tena olona saropiaro be am sipako, nefa tsy haiko fa io namako io tena tsy foiko, tiako mihoatra ny anadahiko aza, fa ny anay mazava fa amitie fa tsy amour, satria raha tiako izy toy ny fitiavana sipa, dia naha saropiaro ahy fa tsy tao amiko anefa izany.
Ilay sipany tena narary mihintsy amin'ny alahelo , za sy ny sipako miady fona fa za tsy mba mety mitantana azy eny andalana fa ilay namako nefa tsy azonay ny aina eny andalana raha tsy mifampisakambina sy mifampitantana, fa efa nanazava taminy izahay fa mpinamana , fa ela be vao nanaiky zareo, ary lasa mpinamana be zahay 4 mianadahy tamzany fotoana izany. Fa ny fianakavianay rehetra na ny avy aty amiko na ny avy any aminy., dia nieritreritra anay ho mpisipa mihintsy. Fa rehefa nivady kosa ry zareo, dia tsy afaka ny nifampitaritarika irery tsony izahay satria efa olona iray izy mivady, dia lasa telo fona no niaraka taty aoriana.Fa nahafinaritra fona ny fiarahana , lasa olona roa no tantanany eny andalana, hihihihih.
Hatramzao zahay mbola mifanoratra sy mifampiantso fona, na dia efa mifanalavitra bee aza, ny anaranjanany moa dia nampitondrainy ny anarako mihintsy.
25. dadabe ( 14/05/2005 17:14)
:-w :-w :-w :-w hhmmmmmm ho hafahafa izy izany kle =((
26. yonikafopl ( 16/05/2005 20:30)
dadabe hihihiihh ntsooooooo

dadabe

:-* :-* :-* (l) (l) (l)

27. niainaharison ( 17/05/2005 07:48)
ka ny tena marina anie de tany amin'ny fiaonana voalohany no saika hoé...nefa de lasa nivadika amitié lé izy...de nifampitaritarika teny...taty aoriana anefa dé samy nahita izay tena olontiany...fa ny azy moa avy de jaloux bé...ka tonga izy de nitsotra hoé: tsy dé tian'i...loatra enao mandeha aty aminay...de lasa nisy elanelana nanomboka teo...ankehitriny koa moa sarahin'ny ranomasina dé zara raha mifanoratra indraindray...nefa toa reko fa nisaraka sahady izy roa...
28. niainaharison ( 17/05/2005 07:54)
ka de efa nisy koa anie ny torak'izany ry Pitchou é!...tena nahasosotra fa lasa mpinamana bé zaho sy le bandy akamako zay...tena tsy nisy tsy nifampisarana, na dé....lol!...de tonga amin'izay lé hoé "misy tsy mazavazava aminareo reto"...otran'ny nihomehezana lé izy tany amboalohany, fa lasa invivable nefa le izy avy eo ary nisy fiantraikany tamin'ny finamanananay...de lasa nanjary nisy "elanelana" nipetraka tsikelikely teo aminay...de farany lasa nisy elanelana bé...zao zahay samy aty antany lavitra aty, tokony hoé hifanantona toy ny taloha...tsy hifanomezantsiny aloha fa sady efa mifanalavitra ny faritra ipetrahana, no sady enjikenjika ny fiainana aty é! izy any avaratra , zaho aty amin'ny farany atsimo...atsimo sy avaratra é!
29. niainaharison ( 17/05/2005 08:05)
fa ity manaraka ity no tena pire! taoriana kely ny nisian'izay zavatra tamin'ity namana ankiray ity, de nisy zavatra nitranga teo amin'ny fainako...fa ni-presentena tamiko ny demi-frère-ko...vao nifankahalala zahay avy de toy ny "kambana" nifandray tendro tsy nisy otr'izany...mpiray tsikombakomba hoy ny fianakam's zay...nefa mpiady lava tsy misy torak'izany koa!lol!...sady nahazo namana itokisana zaho no nahazo rahalahy kely....poa-droa...izay tsy mahalala anay hoé mpirahalahy aloha dé efa lasa indray le fiheverana diso...fa tany amboalohany koa nihomehezana, fa taty aoriana toa otran'ny lasa mahakamo sy mahasosotra...eny fa na de hatramin'ny ptite copine aza otran'ny manao teny "hafahafa" izany indraindray...tsy aiko naha noho ny hasarotapiaro noho ny complicité bé eo aminay mitsam...tsy aiko...
30. booboo ( 17/05/2005 08:47)
ka na madio ôtra ny inn aza ange ny fisainana refa ny fihetsika no bizarre défa mametraka doutes eo @ manodidina(sipa/futur sipa) ilay izy. Ary sarotsarotra ihany ny hampiverina ny fahatokisana @ oul misy ahiahy ôtra zany. Ny ahiahy tsy ihavanana ouz ny Ntaolo ary marina zay.
31. poupounesana ( 18/05/2005 15:33)
zay alou d marina eh! raha ohatra ka tena tsy tantin'ilay olon-tianareo hoe akaiky b an'le namanareo ianareo d tsy aleo v ahena le fiarahana (@ le namana io han) rha tena tia alou mahavita an'zany eh! zay ange le manao concession e
32. fijo ( 18/05/2005 23:43)
mahay i kala io e.=D
33. pitchou ( 23/05/2005 18:16)
poupoun> d aiza ve aky izany d tsy hanana namana mihitsy raha le hasarota-piaron'ilay iray no iainana?
ny ahy ny saika nampiomehy ahy dia ilay namako be izay, efa ela be izahay no mpinamana an! izy mifankahazo be @ ao an-trano moa ny RAD-niny sy mpiray tampo aminy mifankahazo be amiko! dia hanambady ranamana dia mazava ho azy fa invité ny fianakams! ary @maha-mpinamana anay moa d efa ela aho no nilazany hoe hanambady, saingy tsy toy ny mahazatra t@ sipany taloha izay fantatro daholo, dia tsy nety nilaza mihitsy izy hoe iza! kely foana no tsy nampiomehy ahy nony nanao présentation izy fa mitovy anarana amiko kay ilay vadiny! tsy sahy nananihany loatra aho sao tsy ho azon'ilay iray ka manjary mampijaly azy fotsiny!
34. poupounesana ( 29/05/2005 08:40)
pitchou, mba ilaina ihany akia le mba manao concession kely satria zvt tsy tanty anie no resahina eh! tsy miteny kosa anie za hoe foanana eh! fa ahena.ny avantage ah, rah misy zvt tsy tantinjy koa any @ny d afaka miteny malalak njy (limite mi-exiger mitsy eh lol)! tsy mila mampatsiahy azy akory hoe za ane ka nanao an'zao satria tsy tantinao eh!fa tonga d kopy lery!
ary sao d injy mitsy aza no nofinofisiny tany (mety inconsciemment ah) d nitady zay mitovy anarana izy!hihihihi! jereo ane fa mety misy itovizana @njy zao zany vadin'le bandy zany hany eh?
35. fijo ( 30/05/2005 22:47)
poupou an amin'izay kosa anie rehefa miheritreritra an'i pitchou izy dia mba hafaka miteny na eo imason'ny vadiny aza heo "tiako anie pitchou izay e"milay koa izany an.
36. pitchou ( 31/05/2005 09:31)
poupoun> d tsy hanontany an'izany mintsy aho akory! sao manimba zavatra eo! fa izahay dia nijanona ho mpinamana be hatr@zao! efa an-taonany izay!
fijo> aiza kosany e!
37. fijo ( 31/05/2005 23:03)
hita ko.ary raha samy eo aza nareo ka enao no tiany hiantefan'ny teny dia mody ary izy no miangola hoe "ao moa pitchou malala an.le morsa eo mandeha foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5784