ra-sipa milaza ho bevohoka nefa...

1. niainaharison ( 17/05/2005 08:54)
iza no efa niharany: tonga ra-sipa milaza hoƩ bevohoka zaho...fa saingy tsy enao no rainy...
2. hery ( 17/05/2005 11:00)
soa ihany :-)
3. zefalah ( 17/05/2005 11:15)
ra tena izy marina no ray-ndraza dia mpamitaka enao.
4. Mandamina ( 17/05/2005 11:15)
ndana mankany amin'ny rain-janakao fa izy no efa tianao hanaovana zaza :wink:
5. isa ( 17/05/2005 12:06)
ny tiany ange dia mety te hangataka vola aminao izy hany azy e!
6. pika ( 17/05/2005 13:28)
efa nisy fifandraisana tao matoa izy milaza aminao an'izany, ka fidiidio ihany ary ny namana e:?
7. ndrena ( 17/05/2005 14:20)
aleo izay tena tompony no handray azy e!
8. sonwin ( 17/05/2005 14:28)
dia zay zany
9. johan ( 18/05/2005 06:58)
za tena vao haingana no tratran'io ry akama ah! ary tena saika tratra raha tsy kofy akama no niteny, za amin'io efa hoe nitoko iray elah zany ry papa!soa ihany... zay ko nge no mampilay ny akama eh!
10. ari.malala ( 18/05/2005 11:20)
de aza maika ny hanenjana zany ko!

11. fijo ( 19/05/2005 04:29)
ari malala hi hi hi hanenjana inona kay????
hoy i hery hoe soa ihany.izay mihintsy no valiny
12. Veloo ( 19/05/2005 19:39)
tsssss tonga de dakao any kle... iza no mila kala otran'izany??? fa firy aloha ny sipa niharahiny e? :twisted::twisted:
13. fijo ( 19/05/2005 21:42)
mbola hanontany izay isan'ny niarahany indray ve
14. yonikafopl ( 20/05/2005 02:49)
tsy omena tsiny ra sipa fa efa tsy hainy tsony we iza no rainy fa be lotra kle, :roll:
15. fijo ( 20/05/2005 04:57)
ka aza asiana olana fa maka ny an'ny tena dia izay e
16. zefalah ( 21/05/2005 13:06)
yonika! tena marina le volazan toi io.
hahahaha..satria ranomasina sy ranomamy mifangaro.
tsy ai-tsony e!!hahaha
17. bonny ( 21/05/2005 14:08)
(l)raha tiako izy;raisoko ny andraikitro.ary ampafantariko azy hoe eo anilany foana aho @ny fotoana izay ilainy ahy
18. ari.malala ( 24/05/2005 06:48)
fijo:

ari malala hi hi hi hanenjana inona kay????



manenjana zizi ko! inona ndray ary!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1712