mampijaly hoé ny fitiavana?

1. niainaharison ( 17/05/2005 09:02)
tsia...amiko tokony ahasambatra izany hoé fitiavana izany..tsy misy zavatra tsara ankoatra ny hoé mitia...ory izay tsy manam-pitiavana, na tsy manana ho tiavina...matoa ny olona iray mahatsoaro mijaly dé satria mitongilaila ilay "fitiavana"...tsy ampy ny valin'ny fitiavana omeny...na tsy tia mihitsy ny andaniny....na samy tsy mifankatia akory nefa miaraka...
fa raha samy tia, ka mifamaly tsara ny fitiavana, dé tsy misy zavatra mahasambatra torak'izany eto ambonin'ity tany fandalovana ity...
tsy tokony hampijaly ny fitiavana...
novalian'i lilbon ny 14/07/2005 04:10
2. rpk ( 17/05/2005 09:07)
tsy hainao angah le hira we :"mbola tsy tia ianao matoa mbola tsy nitomany???"
3. mamzelkely ( 17/05/2005 09:48)
tsy mampijaly zany ny fitiavana fa na le zvt lazaina fa mampijaly amin fitiavana reny ary fahasambarana satria misy ny olona tsy mba miaina an'ireny!!!
4. josi ( 17/05/2005 09:50)
Ny fitiavana rangahy no lehibe indrindra ah! ny olombelona voa latsaka eto an-tany dia efa omena fitiavana ka dia efa kely zany ianao dia mahazo fitiavana ka dia mitombo torakizany ny fitiavana fa @ olon-droa kosa no tsy misy fitiavana aleo miala fa inona izany miaraka tsy misy fitiavana izany tsy toy ny mitia poteau ve na n'importe quoi raha izany sarotra be ilay mitia e! ilay fitiavana izany no tiako ambara fa lasa ady no hiafarany raha tsy misy fitiavana sa ahoana hoy ianareo.io no manamafy ny fiarahan'olon-droa e! dia ny fitiavana izany .
5. booboo ( 17/05/2005 09:58)
fitia tsy mifamaly sady maharatsy fihavanana no mampijaly.
6. ari.malala ( 17/05/2005 10:34)
tsy mampijaly ny fitiavana ka! mahasambatra foana izay rehetra atao am-pitiavana.

7. zefalah ( 17/05/2005 11:21)
anisany mampijaly ny tanora ankehitsiny ny fitiavana
ary zany dia ita ao anatiny zavatra 3.
1:fitiavana,tsy @ sitrapo.
2:tsy fahatokisana an'lay olo-tianao.
3:fitiavana miafina.
amiko manokana ny fitiavana dia zava-dehibe,ka mila fieritreretana vao tanterahana eny ambony fandrina.. so anenenana any aorina any
ny tena mo mbola kely raha teo.. hahaha
de tsy mbola mahay ze ambony sy ambany @ le izy.
fa zay nena..olona roa mifankatia dia mila fandinihina,Mba tsy anenina any aorina any
8. zefalah ( 17/05/2005 11:22)
anisany mampijaly ny tanora ankehitsiny ny fitiavana
ary zany dia ita ao anatiny zavatra 3.
1:fitiavana,tsy @ sitrapo.
2:tsy fahatokisana an'lay olo-tianao.
3:fitiavana miafina.
amiko manokana ny fitiavana dia zava-dehibe,ka mila fieritreretana vao tanterahana eny ambony fandrina.. so anenenana any aorina any
ny tena mo mbola kely raha teo.. hahaha
de tsy mbola mahay ze ambony sy ambany @ le izy.
fa zay nena..olona roa mifankatia dia mila fandinihina,Mba tsy anenina any aorina any
9. Mandamina ( 17/05/2005 11:25)
matao mijaly ara-pitiavana enao de tsy fitiavana zany no iainanao, de aza mapijaly tena :):)
10. baboun ( 17/05/2005 12:41)
tena mampijaly mihitsy lé fitiavana ry reto matoa betsaka ny olona mamono tena noho io fitiavana io ihany a!
11. pika ( 17/05/2005 13:24)
tsy tena mahatsiaro hoe sambatra enao raha tsy efa nandalo fijaliana kely.
12. ndrena ( 17/05/2005 13:53)
Fahasambarana no tsapa raha tena miaina ao anatin'ny fitiavana.Fitiavana araka ny marina fa tsy fitiavana an-terisetra na tsy sitra-po
13. angelinlove ( 17/05/2005 14:09)
Ny fitiavana no tsara indrindra rehefa zaraina, fa rehefa tsy reciproque izy dia anisan'ny mampijaly tokoa. Nefa raha tsy mandray risque koa tsy mahazo n'inn'inn dia tsy hita ihany ny andraisana azy. Ka inn ny atao

:?:
14. angelinlove ( 17/05/2005 14:09)
Ny fitiavana no tsara indrindra rehefa zaraina, fa rehefa tsy reciproque izy dia anisan'ny mampijaly tokoa. Nefa raha tsy mandray risque koa tsy mahazo n'inn'inn dia tsy hita ihany ny andraisana azy. Ka inn ny atao

:?:
15. maditra ( 17/05/2005 17:18)
Tsy haiko na zah aloha no vendrana na tsy tena fitiavana no iainako fa hitako fa zavatra mampijaly be izany fitiavana izany. Raha azoko natao hoy aho dia tsy nomena mihitsy zah. Amiko manko, na mifamaly na tsia, ny fitiavana dia fitiavana ihany, ary izay no mampijaly aminy.
Oh ry fitiavana: Mba misy ve enao sa noforonin'ny saina fotsiny?
16. ari.malala ( 18/05/2005 05:44)
oups! maditra, sentimental be enao! tsy tokony hampijaly ny fitiavana, raha ilay tena fitiavana no iainanao. Raha tsy te hijaly @ fitiavana dia izao atao, mitiava fa aza miandry valiny. Aimer sans détour, aimer sans rien attendre en retour, io nio filamatra tsara indrindra dia tsy mijaly. Aza tonga dia mametraka ny fonao @ olona iray am-boalohany, fa hararaotiny ianao.

17. johan ( 18/05/2005 07:04)
arakaraky toerana misy anao io, fa amiko aloha ilay fitia mifamilafila kely iny no tena tiako eh, mamy ery! hihihi, fa rehefa tena miaina ao anatiny ndray vao tena hita hoe sambatra eh, milay nge le we misy olona mitia ela eh, de le we tiako iny olona ray iny, misy raison de vivre be ela eh! aleo ihany aloha nisy le fitiavana raha amiko manokana kle.
18. niainaharison ( 18/05/2005 10:15)
zay indrindra ry rpk an! ka matoa ianao nitomany dé tsy nitia anao zany na tsy ampy le fitiavana naverin'ilay olona nitiavinao....fa raha feno tanteraka tamin'ny nandrasanao lé izy de tsy nitomany enao.....
zaho tsy té hitomany noho ny fitiavana...fa te hiaina tanteraka ny fitiavana ao anaty fahasambarana...
19. angelinlove ( 18/05/2005 12:49)
johan> ka raha ohatra ary ka ilay oul ny raison de vivre-nao nefa enao tsy raison de vivre-ny akory, dia mijaly irery eo anie ianao izany é! Tsy aleo ve tonga dia fitiavana milamina fa tsy mifamilafila izany? Satria anie iny rehefa avy eo mety miteraka lolompo madinidinika dia lasa malsain ilay fitiavana rehefa avy eo é!
20. angelinlove ( 18/05/2005 12:49)
johan> ka raha ohatra ary ka ilay oul ny raison de vivre-nao nefa enao tsy raison de vivre-ny akory, dia mijaly irery eo anie ianao izany é! Tsy aleo ve tonga dia fitiavana milamina fa tsy mifamilafila izany? Satria anie iny rehefa avy eo mety miteraka lolompo madinidinika dia lasa malsain ilay fitiavana rehefa avy eo é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0848