mampijaly hoé ny fitiavana?
21. ari.malala
(
18/05/2005 13:21)
fa ahoana moa ny olona iray r'i angelilove no tokony ho raison de vivre anao? tsy azoko! ka raha sanatria maty zany izy dia hamono tena ho faty koa ianao satria izy no raison de vivre anao?
22. EMIN3M
(
18/05/2005 13:31)
izay mahay mitondra ny fitiavana dia tsy mampijaly io,fa raha lalaovina kosa dia hijaly sy ho may izy ok!
23. angelinlove
(
18/05/2005 13:52)
aaa, ka i Johan niteny hoe manana raison de vivre be rehefa tia. Fa ny tsy izany ka!
24. pika
(
18/05/2005 13:56)
tsy voaremarkenareo ve fa rehefa mitia ny oul 1 na tsy ampijalian'ny olo-tiany aza dia miha-mahia?
fehiny mampijaly kely ihany e raha tsy izany tsy mahatsiaro hoe tia
fehiny mampijaly kely ihany e raha tsy izany tsy mahatsiaro hoe tia
25. poupounesana
(
18/05/2005 14:25)
marina alou fa mampijaly le mitia ndray2 eh !kanefa mahafaty koa alou rah tsy mba mahatsiaro hoe misy mitia eh! ny fitiavan otran'ny afo sy ny rano
ny rano ilaina hoan'ny vatana "mahavelona" nefa mahafaty ihany koa refa sendra hoe lasan'ny rano ny oll avy nilomano iray
ny afo ilaina @ fanamasahanan ny sakafo, refa ny trano iray manontolo ndray no may anefa mety maahfty zay tavela tao!

26. Veloo
(
18/05/2005 20:21)
ny mahatonga ny fijaliana dia ny tsy fahalalana ny tena atao oe fitiavana le vrai sens du mot... Inn no atao oe fitiavana.... betsaka mihitsy no tsy mahalala ny dikan'ny fitiavana. zany no mahatonga an'io fijaliana io...
27. maditra
(
18/05/2005 21:44)
haha> Raha hoe, inona no atao hoe fitiavana? Tsy hoe misy tsy mahay angamba fa samy isany ny fandraisana azy. Misy milaza fa efa mifamaly izy vao fitiavana, tsy marina izany amiko, misy milaza fa tsy mampijaly, tsy marina izany amiko. Rehefa misy ny fitiavana dia misy faniriana ao, misy alahelo ao (rehefa tsy ohatra ny olon-tiana), misy famoizana koa (raha tsy tia ilay tiana). Samy zavatra mitondra fijaliana izany rehetra izany. Misy ary mba efa mifamaly ny fitiavana nefa ny ray aman-dreny (na ny fiarahamonina) no tsy dakoro dia mbola mampijaly koa ny fitiavana.
32. niainaharison
(
19/05/2005 18:42)
zaho aloha miala tsiny fa rehefa tsy d'accord ny ray amandreny, de mba anjarako no manazava amin'izy ireo fa hoé "tsy izy ireo akory no hanambady lé olona" fa izaho...izaho koa no hizaka izay mety ho tohin'ny tantara any...ny fitiavako tsy tiako ho sembetsembanin'iza n'iza...
ALEOKO matin'ny fitiavana toy izay maty tout court....
ALEOKO matin'ny fitiavana toy izay maty tout court....
33. Veloo
(
19/05/2005 19:32)
niaina , tadidio kosa anefa fa ny hanatrin'ny ray aman-dreny hono toa otrany tsikombakomba lahy raha tsy mahavoa maha fanina raha maha voa maha faty.. oy ny baiboly oe hajao ny rainao sy ny reninao... ry zareo efa nahita experience be dia be ka mba afaka mananatra kely an :wink::wink:
34. fijo
(
19/05/2005 21:39)
veloo tsy "tsikombakombalahy" fa tsipak'ombalahy,
marina fa tsy ny hafa no hizaka fa ianao,nefa aza jamba koa
marina fa tsy ny hafa no hizaka fa ianao,nefa aza jamba koa
35. niainaharison
(
20/05/2005 12:19)
ka izay anie lé hoé mila manazava é...f'angaha tsy adinonareo koa fa misy ny tsininjaza...aza odiana fanaina fa misy koa ireo ray amandrany dé manakana satria ohatra tsy mitovy ny fiaviana, ny saranga, sy ny sisa, na de tsy tiana bika sy tarehy fotsiny zao lé zanakolona...fa raha mba misy mahamarina azy kosa ve ny an'ilay zanaka de voatery hoé ny ray amandreny foana no marina...izay lé hoe mila fandinihina lalaina fa tsy avy dé hoé "AMEN"...
36. dadabe
(
21/05/2005 04:56)
veloo sy fijo hhmmm tonga de raiketo fa sao de mampijaly ny fitiavana?
niainaharison>marina io ,ary io tsininjaza io tsy zakan'ny olondehibe
niainaharison>marina io ,ary io tsininjaza io tsy zakan'ny olondehibe
39. lilbon
(
14/07/2005 04:10)
Ny fitiavana ve ?
valim-pidinana fiakarana .misy ve mamy toy ny fary ,fa ny fary aza misy faikany.Mamy ny tantely ary mangidy ny tangena .Le bonheur des uns fait le malheur des autres.
le ying ,le yang !
ho ahy de mahasambatra ny fitiavana nefa kou mampijaly!sa ahoana hoy nareo?
eto @ity tany ity manko de tsy misy zavatra 1 ka tsy misy ny contraire-ny.
poeta firy ,hira firy no mitory ny fitiavana ho fahasambarana sy ho fijaliana.?
amiko zany io de mampijaly sady koa mahasambatra!