fitiavana mira fahazakana ny toetra rehetran'ilay tiana...
1. niainaharison
(
23/05/2005 18:57)
eny fa na dé ny toetra ratsiny aza, sy ny fahazarana dratsiny...ny fahazakanao izay voambara fa "toetra ratsiny" no midika amiko fa tianao tokoa le olona...tsy tianao lé izy (toetra), nefa zakanao satria...tianao lé olona...hany ka lefitrao fa mahery ny fitia...
nefa izany tsy midika akory ho an'ilay olona tiana hoé ataovy daolo zao fomba ratsy izao, fa mety hamizana ilay fitiavana miredareda koa anefa izany...satria mba tokony valiana koa izay andrasan'ny olona tia anao...sy tinao...
aimer c savoir faire des concessions...

novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:48
2. loloniary
(
24/05/2005 04:17)
arakarak'ilay mitia io, misy mahazaka satria mahery ny fitia ka le fandeferana no hanehoany fa tia izy ka tonga @ le fiteny hoe : adala zay tia.
Tandremo fa misy fetrany ihany koa zay fandeferana zay an!
Misy kosa nefa tonga de le toetra na le fahazaran-dratsy no mahatonga fankahalana sy tsy fitiavana.
Tandremo fa misy fetrany ihany koa zay fandeferana zay an!
Misy kosa nefa tonga de le toetra na le fahazaran-dratsy no mahatonga fankahalana sy tsy fitiavana.
3. xxx
(
24/05/2005 06:02)
izao fotsiny no teny mba hatsipiko ho antsika rehetra izay mitady hanandrakandrana fotsiny: aza miditra raha tsy mbola tena sûr hoe mahazaka ny vokatry ny natao . Aza manandrakandrana fa tena grave be io.
rehefa firany eo vao tonga saina!!!
rehefa firany eo vao tonga saina!!!
4. niainaharison
(
24/05/2005 09:26)
ka izao koa anie, ilaina ny andrana mba ahafantarana ny zavatra irey...ahoana no ahafantarana zavatra iray tsy mbola nandramana...fa marina koa ny hoé fadiana ny andrakandram-poana...
raha firany vé...dé inona moa zany fa de tanala very sampy ka mikaroka hafa "tsaratsara kokoa é"...sady efa nahazo traik'efa tamin'ilay teo aloha é!...isaorana aza izy nanome traikefa (expériences) sy hanatra ho amin'izay manaraka eo...

5. mamzelkely
(
24/05/2005 10:57)
io anie tsy misy mangidy tsy andramana zany anie!!! misy zvt ilaina risque ihany eo am fiainana!! fa enao refa tena tia zay anie mahavita zvt tsy ampoizina mitsy ary d'habitude ny olona tena tinao ôtrany we parfait!!!
6. xxx
(
24/05/2005 13:24)
ny fiainana anie dia fianarana fona , ary miaraka amin'olona ko torak'izany , olona roa tsy nifankalala totra sy saina nefa hiaraka hitoetra , amiko aloha samy manana ny toetra ratsiny ny olona , ary tsy misy mangidy tsy anramana hoy ny gasy , ka na inona na inona , na ahoana na ahoana dia tsy maintsy manandrana ianao , na dia ny fiarahana @ olona volohany aza anie dia efa fanandramana e , nefa misy fetrany daholo ihany fa tsy hoe dia hiaritra eo fona
7. pika
(
24/05/2005 14:24)
raha toetoetra ratsy kely efa fantatra t@ 1 aloha e mety hoe iny no nitiavanaop azy aza fa raha toa ka pire kosa dia tsy raikitra izany
8. Chuan
(
25/05/2005 11:29)
Tsy misy olona tonga lafatra fa samy manana ny lafy ratsiny kely avy ny tsirairay . Mitaky fandeferena mazava ho azy raha tianao ilay olona . Misy fitenenana manao hoe " Fitia mifamaly no mahatsara fihavanana " . Ny dikan`izay : Ilay olona miaraka aminao koa mila mandefitra amin`izay heverina fa toetra ratsinao . Kanefa , raha zavatra ratsy azo harenina , dia tsara raha tonga dia mahitsy ny fiteny hoe " tsy reveko ty toetranao ity " satria amin`izay dia tokony ho tsapany fa olona "tsy mijery arina an-tava" ihany koa ianao , ary indrindra koa fa raha olona hiarahanao "lamban`akoho" , ataoko fa tsy tsara loatra ny hoe "hiaritra trèfle" lava . Indraindray ihany angamba tsy maninona fa tsy hoe "mandrakizay " ! hihihi
9. mishou
(
26/05/2005 17:58)
fa aza de faly mampilanja azy ny toetra ratsinao fa misy farany sy fetrany daholo ny zavatra rehetra, ka raha azonao ialana aloha ny toetra ratsinao de ialao ihany fa tsy isan'andro akory ny fetin'ny ankizy ka ho zakaina eo foana io fa tiana io olona io.
:°)
:°)
12. poupounesana
(
29/05/2005 08:02)
ny olombelona matetika d tena manakimpo b @ ny olombelona tahaka azy.miandry ny oll manodidina azy mba ho tena tonga lafatra sy tsy manan-tsiny! rah vao manao an'zany anefa d matetika diso fanantenana satria ireo oll andrandraina ireo anie ka olombelona toa ilay manantena ihany eh! nisy oll zay niteny hoe d tsy misy tokony antenaina @ ireo havana sy sakaiza zany v? d zao ny valiny teny frantsay le izy apetako eto ihany fa adikako etsy ambany
'Non, nous devons nous attendre à ce que le meilleur d'eux-mêmes s'exprime librement et nous devons les encourager à le faire, mais sans jamais oublier qu'ils ne sont qu'humains" mahazo manantena tokoa isika fa hahazo ny tsara indrindra avy @ ny oll akaiky antsika raha mamela azy hanao an'zany tsy antery. Adidintsika ny manampy azy ireo hahatratra izany tanjona izany nefa aza adino fa olombelona ihany izy

13. xxx
(
29/05/2005 15:55)
marina fa tsy maintsy misy fona ny totra ratsy , tsy misy toy ny mifamela sy miresaka ihany no mahatafita ity fitiavana ity , ny fitiavana ko anie fianara,na isan\'andro e
14. niainaharison
(
29/05/2005 21:00)
hozy lé hiran'i Poopy zay hoé "olombelona tahaka anao ihany ka mety ho solafaka".ka izay indrindra anie le loha hevitra hoé "rehefa tia de zaka daolo ny toetran'ilay olona" satria ny anisan'ny ahafantaranao fa tena tinao lé olona de ny fahazakanao ny toetra "ratsiny".rehefa mba solafaka iny izy é (nefa tsy de mety koa ny solafaka lavareny an!lol!).
amiko aloha le olontiko de efa zaho mihitsy no nilaza taminy hoé "fanatro fa sarobidy amin'ny olona zany hoé "liberté" zany, indrindra fa enao hoa, ka de libre enao amin'izay tianao rehetra atao rehefa ao anatin'ny fanajana ahy zany.aléo de mazava amboaloahany ny resaka é! na izaho hoa mba mila ny liberté-ko koa, ao anatin'ny fanajana tanteraka ny fifankatiavanay.
mila mifamela hatrany tokoa ry XXX, nefa miankina amin'ny degrén'ny fitiavana io fa toa otry mahatsiaro maharary ihany lé anilany raha toa ka voatery "hamela heloka" lava reny knou!!!!
tsy azo adino ny base-ny fitiavana: concession...c ki veut dire hoé andaniny sy ny ankilany fa tsy ny iray foana no hanao concession..."gotry" ny afaran'ny fitivany, lany crédit fa mandefitra lava zao.

15. cocorie
(
21/06/2005 20:21)
io r'ireto tsy atao resa-be fa hiainana a. ny liberté anie ry kala samy manana ny azy e! mety tsy ho zakanao ny fanalalahana tadiaviko. tsy misy afatsy ny mifampiresaka e, izay no mampilay ny fifankatiavana. ny fandeferana aza de atao loatra fa hararaotiny sasany izany lanjalanjao fa tsy hoe zakaiko fa toetra azo iafiana.
16. fijo
(
21/06/2005 21:24)
poupou marina izany ary tsy hadino fa olona ihany izy ka mety hosolafaka