TSy ahitana litera "a"...

1. isrine ( 14/09/2005 19:05)
IZa no afaka hanome fehezanteny betsaka indrindra, fa tsy ahitana "a " na iray ao anatiny. Na tenimparitra, fa kosa teny gasy mazava.
Ohatra hoe: mihogo volo i solofo.
novalian'i Veloo ny 14/10/2005 19:32
2. Herimiafina ( 14/09/2005 19:22)
mongo be ny vo..ko.:-D
very ny tongoboloko.:-D
3. Veloo ( 14/09/2005 19:33)
merinireny irery i kotokely:-D:-D
4. aristar ( 14/09/2005 19:57)
Izaho mahafantatra boky iray manontolo tsy misy litera "e" faha tsy litera "a" hatao hoe "roman lipogrammatique" (miala tsiny @'i Hery mandoto ny takelany gasy ranoray faha tsy any @ loharano.com noho mandefa azy aho) : Georges Perec - La Disparition
Lipogramme n.m.
Un lipogramme est un texte plus ou moins long dans lequel l'auteur n'a pas utilisé une ou plusieurs lettres de l'alphabet.
5. Veloo ( 14/09/2005 19:59)
aristar a tsara zany fa tsy izany no loha-kevitra eto, mba mandana mitady fehezanteny apetaka eto oooooooo:-D:-D:-D:-D
6. nenisoa ( 14/09/2005 20:10)
Im-polo kely izy no nidodododo sy nigogogogo be teto noho iny fery iny.
Taoko fa mba lavalava kely io
7. Herimiafina ( 14/09/2005 20:28)
Tsy mazava, iza le nigogogogo ary taiza?:-D:-D:-D:-D
8. Veloo ( 14/09/2005 20:54)
nenisoa a mahay njy ka, o ry hery a rehefa marary ny fery dia mitomany knou = migogogog:wink:
9. maditra ( 15/09/2005 00:30)
feno mongo ny volon'i lydie sy fify nipipy.
hihi
10. sasa ( 15/09/2005 04:32)
kivy be i fidy,nijery ny zokiny nividy ronono teny Isotry. Tsy mety misotro dité mintsy izy.
11. pika ( 15/09/2005 05:01)
ka mahay nareo zany klé :roll:
tototoro ny fony :lol:
12. chipie1 ( 15/09/2005 07:22)
be mony be izy nohon'ny ... inn re ?:lol:
13. sweetia ( 15/09/2005 08:13)
:°)mitsikitsiky izy...:°)
14. nenisoa ( 15/09/2005 08:19)
Herimiafina an, ok aza e, ao fa lazaina ny anaran'ilay olona nigogogogo sy lazaina hoe taiza izy no nidodododo,ok. zao zany ny version farany:
Im-polo kely i Bodo no nidodododo sy nigogogogo be tetsy Betongolo noho iny fery be iny,
Mzava be amin'i Herimiafina amin'izay an,
Sasa an, bravo an, nahita lava be ndry.
15. nenisoa ( 15/09/2005 08:21)
chipie1, hihihi courage, mahay ndry ka, zaho zao miandry amim-paharetana ny tohiny, sao hadino an
16. rijatsif ( 15/09/2005 08:38)
Nirenireny teny Betongolo teny izy, nijerijery teny ho eny, very ny eritreriny, torotoro ny fony, .....:):):):)
zay aloha fa aleo hieritreritra kely indray
17. bichette ( 15/09/2005 09:12)
rijatsif zany anie ka tena mahavoa e !

"nihomehy be i isrine sy bichette sy chipie1 sy veloo fony teny Nosy be"
18. ajh ( 15/09/2005 11:30)
tsy nety nividy vovondronono intsony ry bozikely sy ry solohery zokiny eny betongolo noho ny vidiny nitombobe
19. nenisoa ( 15/09/2005 12:15)
ajh
Bravo
20. mamzelkely ( 15/09/2005 12:37)
nividy mofo teny betongolo i zelkely be nify...:°):-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1635