TSy ahitana litera "a"...
21. diamondra27
(
15/09/2005 12:58)
matoa mandefa io lalao io de misy dikany, ka iza no mahalala ny moraly @izany?
rehefa mijery ciné de normalement mametraka question hoe inona ary ny lesona tiany hampitaina @izany?
toa izany koa rehefa mamaky boky ianao de tokony hisy moraly @ fin de l'histoire
Ary ity lalao ity ve misy moraly?

23. Veloo
(
15/09/2005 16:54)
bichette a=))=))=))=))
ny anareo ko to any betongoly doly kle :-D:-D:-D
o ry diamondra a ny moral azonao amin'ity dia mampianatra anao ho concentrer amin'ny rehetra.:P
mamzelkely a za miandry ny hatsikana avy any @ njy .. njy mantsy nanoratra hatsikana betsaka an:wink:

24. vegas
(
16/09/2005 00:30)
- guiliguiliguiliguili hihihihihih ty tsy mety miomeme mintsy kty!!
- kitio ny molony e!
- tsy mety e!
- kitio ko ny nonony
- tsy misy!!
- tsy misy inn?
- tsisy nono e!
- ipitsio kle
- eny oo!!
- kitio ny molony e!
- tsy mety e!
- kitio ko ny nonony
- tsy misy!!
- tsy misy inn?
- tsisy nono e!
- ipitsio kle
- eny oo!!
26. mamzelkely
(
16/09/2005 07:42)
veloo a!! kalou kely fa mbola vide alo zao ny réperetoire fa aleo alo hanao recherche kely de hitatsika eo njay:wink:
28. Kotity
(
16/09/2005 08:49)
tena dadany be kou ry vegas zany an
lety é tsy mande ny sarikely , aleo atao hoe hihihi fotsiny
lety é tsy mande ny sarikely , aleo atao hoe hihihi fotsiny
30. jajaf401
(
16/09/2005 17:26)
raha teny gasy zahay tsy mahita fa @ teny hafa zahay mahita, oh:
six fois six trente six, six moins six tsisy!:-D:-D:-D
six fois six trente six, six moins six tsisy!:-D:-D:-D
35. sasa
(
19/09/2005 06:08)
nanourand hors sizé elah klé k'efa hoe tsy misy litera "a" kou.
Nivezivezy i Solo, tsy misy ovy intsony teny Ikongo, fetsy be mintsy i bebe, fohy kely ny voloko, mikolokolo ny voliny i Rivo.
Aoka izay aloha fa lava loatra klé
Dadabe sali sali elah tonga soa an
Nivezivezy i Solo, tsy misy ovy intsony teny Ikongo, fetsy be mintsy i bebe, fohy kely ny voloko, mikolokolo ny voliny i Rivo.
Aoka izay aloha fa lava loatra klé
Dadabe sali sali elah tonga soa an
37. Veloo
(
19/09/2005 14:04)
o ry dadabe a mba zavatra hafa lazaina e :-D:-D:-D
tonga soa le dada eeeeee
tonga soa le dada eeeeee