TSy ahitana litera "a"...
41. sasa
(
20/09/2005 06:09)
veloo sy mamzelklely =D=D=D=D
mitono ovy fotsiny eo izy,mikolokolo ny omby, ny ondry,ny osy ry koto, miteniteny ny gidro, he he he he, ity ve tsy hoe tsirony sy endriny.:@
mitono ovy fotsiny eo izy,mikolokolo ny omby, ny ondry,ny osy ry koto, miteniteny ny gidro, he he he he, ity ve tsy hoe tsirony sy endriny.:@
42. mamzelkely
(
20/09/2005 06:57)
ny an sasa kosa angamba ts mahita tory mits am alina fa lôzany lmieritreritra io fhzt tsisy "a" io fotsiny:-D:^):-D=))
45. Veloo
(
20/09/2005 21:10)
mamzelkely a tsy mahita tory retsy i sasa a =))=))=))
sasa tsara aloa ny anjy e =D=D=D
sasa tsara aloa ny anjy e =D=D=D
46. mamzelkely
(
21/09/2005 07:11)
za anie mbô gaga mits fa izy tô mahita angamba ts matory mits izy fa mitady an'io fôna no atao la asa eo...=))
te hitehaka zay fa ts mande le sary fanampinay...:(
te hitehaka zay fa ts mande le sary fanampinay...:(
55. Jemes
(
22/09/2005 13:29)
hovidiko retsy kiloty fohifohy sy silipo folo retsy, de omeko silipo dimy lolly ,noho izy nigogogo sy toreho be, hihihihih,
Mba lavalava kosa io ee, raha tsy omby le silipo lolly de averenoa an.
Mba lavalava kosa io ee, raha tsy omby le silipo lolly de averenoa an.
56. Veloo
(
22/09/2005 16:56)
jemes a tena mba lavalava mihtsy ka :-D:-D
mamzelkely a ka mampime ko aza menatsa aky aaa:-D:-D
mamzelkely a ka mampime ko aza menatsa aky aaa:-D:-D
58. sasa
(
23/09/2005 12:19)
ari.malala=D=D=D
Veloo sy mamzelkely aiza kousa no d hoe tsy hatory, miditra ato vao mitady kou
ohatra hoe :
njy ry Veloo tsy miteny mintsy,mihomehy fotsiny eo, vitsy ny mpividy moly noho ireo polisy,bory volo ve i lolly ? ozy i veloo hoe tsy midodo mintsy Izy ?

59. mamzelkely
(
26/09/2005 07:11)
io njay sasa fa ts natory njay zao nieritreritra an'io klé..:-D =))
60. Veloo
(
26/09/2005 19:07)
sasa zany ve? tsy ratsy kosa ilay izy ka io zao no tena lava be indrindra a=D=D=D