TSy ahitana litera "a"...
81. sasa
(
06/10/2005 06:09)
mamzelkely d vao maika njy izany tsy hino mintsy kou
tsy mety mino mintsy izy, jereo ity izy mivezivezy fotsiny, diso ny tsipeliny, tokony hirevy be mintsy izy ireo, esory kely io sotroko io, voky sosy tongolo i ony kely hi hi hi hi he he he he ho ho ho ho

83. ari.malala
(
06/10/2005 11:13)
mizest b le kof ;)
naika ataoko we mizest b sasa fa tsy maintsy misy a ra atao anzay :-D:-D

85. Veloo
(
13/10/2005 15:21)
ari.malala ka ita fa mizest knou =))=))=))=))
sasa njy aloha mahay e no sady mizest be =))=))=))