TSy ahitana litera "a"...

61. sasa ( 27/09/2005 10:53)
izany ve ry veloo, hi hi hihi hi


Tsy nivily intsony izy
Firy ny nifiny no tsy mety
i veloo ve io mividy ronono io
io zelklely io tsy mino mintsy hoe midôdô
fotsifotsy, fetsifetsy i Bozy kely


62. Lolly ( 27/09/2005 11:01)
Jemes, misôtra fa tena efa manana bdb mintsy za :lol:
63. mamzelkely ( 27/09/2005 12:45)
sasa< =)) za ve io zelkely io klé...:roll:
zao ko sa ve ny vitanao de de hino zelkely we matory enao...=))
64. sasa ( 28/09/2005 06:35)
hihomehy be mintsy i ss noho i zelkely=))=))=))=))
65. mamzelkely ( 28/09/2005 09:43)
ss ko lo hein...........:-D
66. ari.malala ( 28/09/2005 13:11)
misy a ranga io fa mody nesorin'i sasa le a â! :-D sasa mitrisy! :-D:-D hay d zao zany ny ana, mitrisy le bandy :-D
67. Veloo ( 28/09/2005 17:19)
ari.malala tsssssss mitrisy be ikala sasa... tsy aiko aloha ilay izy e za avy ary no tafiditra ao kle :-D:-D:-D
sasa tsy mety io fa mitrisy njy hono :/:^):^)
68. sasa ( 29/09/2005 06:14)
diso izy ozy veloo, tsy hitrisy intsony he he he he misy metisy kely, mijery io,mijijy be mintsy i Sonwin, eh jereo ny sofiny misy volo, hividy kitro kely homeny ireo hendry izy. hi hi hi hi hi tsy mitrisy intsony io.
69. mamzelkely ( 29/09/2005 07:27)
io njay fa ts natory sasa klé....njy io ange ka harary ny farany e... zany ve de ts hatorina ry sasa an... kilalao anie io fa ts sérieux e...:^):-D =))
70. ari.malala ( 29/09/2005 11:02)
ô ra sasa â! manaraka anao hatrany am-pandriana mintsy v ny eto @ serasera?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
71. Veloo ( 29/09/2005 16:31)
mamzelkely, ari.malala =))=))=))=))=))=))=))
sasa a tsy matory hono njy ? =))=))=))
sasa mety tsara ka tsy nitrisy njy =D=D=D=D=))o^o:@
72. sasa ( 30/09/2005 04:13)
ari.malala, veloo, mamzelkely rehefa any am-pandrina kosa mba zavtra hafa no eritreretiko fa tsy ny eto klé =))=))=))=))=))=)), tonga eto za vao mamorona an'io kou.

Tsy nivily intsony izy, leo be mintsy hono,njy ry veloo tsy nijery film, hi hi hi hi, ndry ry tony ireto izy mihomehy be mintsy

73. Veloo ( 03/10/2005 18:21)
iza ko no tsy himehy ato ry sasa a =))=))=))=))
74. sasa ( 04/10/2005 07:10)
veloo tena marina izany aleo mintsy aloha za himé kou=))=))=))
75. ari.malala ( 04/10/2005 12:07)
ary tena mahay isasa an! mahita fôna mintsy lery!
76. Veloo ( 04/10/2005 13:41)
ari.malala a ie wa retsy a mahay mihitsy ikala sasa an =))=))=))=))
77. sasa ( 05/10/2005 05:44)
:lol::lol: ari.malala sy veloo nareo 2 ireto wa mampmé mintsy.

ny endriny irery no tsy misy lokony,nisolo vetivety teo ny kitrony,
hi hi hi hi vorom-potsy fito fotsifotsy ny foton-tsofiny,
:-D:-D
78. mamzelkely ( 05/10/2005 06:18)
jere anie... sasa matory mo e... ts ho mandry eto ny lohako ra marary eo enao...:-D:-D:-D
79. sasa ( 05/10/2005 11:29)
mamzelkely k'efa hoe za matory am 7h am hariva mifoha 7h amin'ny maraina tena feno tsara mintsy ny torimasoko mety hoe mihoatra aza satria za efa olon-dehibe :-D:-D

Mivory ny olon-dehibe, fenoy ny sinibe, hogoy ny volonjy ry veloo, Nentiny nody ireo ovy teo, vonoy io Télé io, he he he tsongoiko ny orony, tsitsio ny molotr'izy io ry veloo, hi hi hi hi hi boribory be ny sorony.
80. mamzelkely ( 05/10/2005 12:54)
sasa< sarotra amiko ny hino anzany klé....:roll::-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0956