TSy ahitana litera "a"...
1. isrine
(
14/09/2005 19:05)
IZa no afaka hanome fehezanteny betsaka indrindra, fa tsy ahitana "a " na iray ao anatiny. Na tenimparitra, fa kosa teny gasy mazava.
Ohatra hoe: mihogo volo i solofo.
Ohatra hoe: mihogo volo i solofo.
répondu par Veloo le 14/10/2005 19:32
4. aristar
(
14/09/2005 19:57)
Izaho mahafantatra boky iray manontolo tsy misy litera "e" faha tsy litera "a" hatao hoe "roman lipogrammatique" (miala tsiny @'i Hery mandoto ny takelany gasy ranoray faha tsy any @ loharano.com noho mandefa azy aho) : Georges Perec - La Disparition
Lipogramme n.m.
Un lipogramme est un texte plus ou moins long dans lequel l'auteur n'a pas utilisé une ou plusieurs lettres de l'alphabet.
Lipogramme n.m.
Un lipogramme est un texte plus ou moins long dans lequel l'auteur n'a pas utilisé une ou plusieurs lettres de l'alphabet.
5. Veloo
(
14/09/2005 19:59)
aristar a tsara zany fa tsy izany no loha-kevitra eto, mba mandana mitady fehezanteny apetaka eto oooooooo:-D:-D:-D:-D
6. nenisoa
(
14/09/2005 20:10)
Im-polo kely izy no nidodododo sy nigogogogo be teto noho iny fery iny.
Taoko fa mba lavalava kely io
Taoko fa mba lavalava kely io
8. Veloo
(
14/09/2005 20:54)
nenisoa a mahay njy ka, o ry hery a rehefa marary ny fery dia mitomany knou = migogogog:wink:
10. sasa
(
15/09/2005 04:32)
kivy be i fidy,nijery ny zokiny nividy ronono teny Isotry. Tsy mety misotro dité mintsy izy.
14. nenisoa
(
15/09/2005 08:19)
Herimiafina an, ok aza e, ao fa lazaina ny anaran'ilay olona nigogogogo sy lazaina hoe taiza izy no nidodododo,ok. zao zany ny version farany:
Im-polo kely i Bodo no nidodododo sy nigogogogo be tetsy Betongolo noho iny fery be iny,
Mzava be amin'i Herimiafina amin'izay an,
Sasa an, bravo an, nahita lava be ndry.
Im-polo kely i Bodo no nidodododo sy nigogogogo be tetsy Betongolo noho iny fery be iny,
Mzava be amin'i Herimiafina amin'izay an,
Sasa an, bravo an, nahita lava be ndry.
15. nenisoa
(
15/09/2005 08:21)
chipie1, hihihi courage, mahay ndry ka, zaho zao miandry amim-paharetana ny tohiny, sao hadino an
16. rijatsif
(
15/09/2005 08:38)
Nirenireny teny Betongolo teny izy, nijerijery teny ho eny, very ny eritreriny, torotoro ny fony, .....:):):):)
zay aloha fa aleo hieritreritra kely indray
zay aloha fa aleo hieritreritra kely indray
17. bichette
(
15/09/2005 09:12)
rijatsif zany anie ka tena mahavoa e !
"nihomehy be i isrine sy bichette sy chipie1 sy veloo fony teny Nosy be"
"nihomehy be i isrine sy bichette sy chipie1 sy veloo fony teny Nosy be"
18. ajh
(
15/09/2005 11:30)
tsy nety nividy vovondronono intsony ry bozikely sy ry solohery zokiny eny betongolo noho ny vidiny nitombobe