Teny anglisy tokoa no nde atao ofisialy ao Dago.
1. dakoma
(
25/08/2005 14:25)
Misy fitenim-paritra maro aty Dago.Ka nahoana kosa moa no fiteny merina no atao ofisialy.Raha haka teny vahiny tsy aleo ve ny teny anglisy io mba interntionale.sady efa mankaleo ihany koa ny mihaino ilay snobisme gasy @ teny frantsay.I LOVe you.
novalian'i mignone ny 13/10/2005 11:25
2. Veloo
(
25/08/2005 15:47)
Na aiza na aiza aleanao rehefa mahay teny anglisy dia tsy very par rapport ny teny frantsay ka ... Tsara io fa enaro eeeee
3. sipagasy
(
25/08/2005 15:50)
eisyyyy e!! malahelo nga i dakoma fa tsy ny fiteny bara no MALAGASY OFISIALY?????
MIANGAVY IZAY TIA HANAO ADIM-POKO ATO MBA HIALA
Misaotra

4. Herimiafina
(
25/08/2005 16:13)
milay jiaby ireo teny roa ireo (tsy le tompony fa le teny an). Fa ny anglophone tsy miezaka miteny frantsay aminao zany mihintsy raha tsy mahay ny teniny ianao, ny farancophone indray miteny anglisy rehefa misy tsy mahay teny frantsay tonga any aminy.
Ny antony: ny ankamaroan'ny farancophone dia anlais ny deuxieme langue-ny.
Ny an'ny anglophone nefa dia espagnol no deuxieme langue-ny.
Ka noho izany dia ilaina izy roa ireo n'aiza n,aiza ka vaovao mahafaly izany ilay izy e. Tsy misy ory koa anie eo fa afaka mianatra ao amin'ireny sekoly mampianatra teny anglisy tsy ankijery ireny e.

5. dakoma
(
25/08/2005 19:02)
sipagasy:
eisyyyy e!! malahelo nga i dakoma fa tsy ny fiteny bara no MALAGASY OFISIALY?????
MIANGAVY IZAY TIA HANAO ADIM-POKO ATO MBA HIALA
Misaotra
Ndryyyy tonga fofona kely.Tsy mahaliana ahy ny adim-poko.Fa kosa aoka ny rariny ho rariny.Tianao ve rah atao teny Betsileo indray ny teny ofisialy.
Aza disoina aminy heviny ny olona,fa tsy fahalalam-pomba izany.Rah araka ny hevitrao inona no tokony ho atao?Aza matahotra fa hajaiko izay hevitrao.
7. fijo
(
25/08/2005 22:03)
dakoma an,raha ny rariny no tokony atao,dia rariny ilay teny "merina" lasa ofisialy.ny antony,tsy ny bara na ny betsileo na ny sakalava no nahafehy an'ny madagascar manontolo,fa ny merina.tamin'ny andron'i radama I dia saika voazanaky ny merina aby gasikara,ka izay no nahatonga ny olona tany rehetra tany,nahay ny teniny.nataoko " " ilay hoe merina,satria tsy teny merina ihany no ao amin'io malgasy ofisialy io.
oh.manonga,dia alagasy ofisialy.teny merina taiza ny manonga sy ny mijotso????mba mianara tantara vao mirediredy fa mahamenatra.

8. rijatsif
(
25/08/2005 23:36)
Amiko indray dia io teny io (merina) no natao teny ofisialy eto Madagasikara satria io no teny azon'ny malagasy rehetra. Mandehana ianao mianavaratra fa azon'ny olona any izay lazaina torak'izany koa ny any atsimo, ny andrefana na ny any atsinanana. Ny malagasy rehetra no mahazo izany teny izany. Koa nahoana no ndeha hanasarotra fiainana hitady teny hafa indray ??? Tsy fanaovana ambanin-javatra ny teny avy amin'ny faritra hafa anefa izany an!!! Etsy andaniny dia tsara koa ny hahaizana teny vahiny maro ka ny voalohany dia ny teny angisy...
9. pika
(
26/08/2005 04:15)
tsy problème izany amiko
ny hifankazahoana sy ny hifandraisan'ny malagasy rehetra no handeha atao ka izay hain'ny olon-drehetra no atao teny ofisialy
ary tadidio tsara fa ny teny mlg atao any @ sekoly primaire dia ezahina ho ny teniny no ataon'ny mpampianatra
ary mba misy koa taranja mampianatra teni-paritra

12. scorpion
(
26/08/2005 07:55)
Samihafa mihitsy ny teny Merina sy ny Malagasy ofisialy.
Teny angilisy: ilaina ihany ka,fa tsy voatery...teny espagnol aza no hitako ilaina kokoa sy teny sinoa

13. dakoma
(
26/08/2005 12:04)
fijo:
dakoma an,raha ny rariny no tokony atao,dia rariny ilay teny "merina" lasa ofisialy.ny antony,tsy ny bara na ny betsileo na ny sakalava no nahafehy an'ny madagascar manontolo,fa ny merina.tamin'ny andron'i radama I dia saika voazanaky ny merina aby gasikara,ka izay no nahatonga ny olona tany rehetra tany,nahay ny teniny.nataoko " " ilay hoe merina,satria tsy teny merina ihany no ao amin'io malgasy ofisialy io.
oh.manonga,dia alagasy ofisialy.teny merina taiza ny manonga sy ny mijotso????mba mianara tantara vao mirediredy fa mahamenatra.
Ilay dominance Merina mihintsy izany no tianareo hotohizina hatramin'ny farany e!Hatramin'ny andron'ny fahan-panjaka ka hatramin'ny fahatongavan'i Jesosy.Heverinareo mora aminay bara mantsy ny manao ny hiram-pirenena isaky ny mijery baolina sy ny 26 juin.Tsy hoe mitsara aho fa inona @ fomba mam-panaonay bara ary no mba fantatrareo sy mahaliana anareo?Ny capitale any @ nareo,ny ankamaroan'ny université,ny aéroport international,ny ministera rehetra,ny ankamaroan'ny manam-pahaizana sy ny officier ny tafika.
Ny ranomasina sy coco sisa ny anay e!Sao dia efa tokony ho alànareo eto Dago koa ary izahay bara.
14. babalahy
(
26/08/2005 12:25)
fijo:
dakoma an,raha ny rariny no tokony atao,dia rariny ilay teny "merina" lasa ofisialy.ny antony,tsy ny bara na ny betsileo na ny sakalava no nahafehy an'ny madagascar manontolo,fa ny merina.tamin'ny andron'i radama I dia saika voazanaky ny merina aby gasikara,ka izay no nahatonga ny olona tany rehetra tany,nahay ny teniny.nataoko " " ilay hoe merina,satria tsy teny merina ihany no ao amin'io malgasy ofisialy io.
oh.manonga,dia alagasy ofisialy.teny merina taiza ny manonga sy ny mijotso????mba mianara tantara vao mirediredy fa mahamenatra.
OH!ry mpahay tantara, azafady mba saika
hanontany hoe inona no nahatonga ny anarana Andrefan'Ambohijanahary ao TANA azafady tompoko raha tsy mahadiso.
15. Veloo
(
26/08/2005 15:31)
tsssssssssss nareo ko tena adala mihitsy lasa ataonareo ady-poko ndray :twisted::twisted::twisted:
16. Veloo
(
26/08/2005 15:31)
tsy izay profit azo amin'ny teny anglisy no tadiavina fa zavatra hafa :roll::roll::roll:
17. rijatsif
(
28/08/2005 00:10)
Ahoana koa ary izany zavatra lazain'i Dakoma izany ??? Avadikareo zavatra hafa mihitsy ilay resaka k'le. Dia mbola manjaka ihany ve ny politikan'ny "zarazarao anjakao" napetrak'i Gallieni ?????? Zah aloha efa tsy any intsony ê!!!:):):)
18. dakoma
(
28/08/2005 10:19)
rijatsif:
Ahoana koa ary izany zavatra lazain'i Dakoma izany ??? Avadikareo zavatra hafa mihitsy ilay resaka k'le. Dia mbola manjaka ihany ve ny politikan'ny "zarazarao anjakao" napetrak'i Gallieni ?????? Zah aloha efa tsy any intsony ê!!!:):):)
Fa inona ry sakaiza tsara no tokony ho izy?Mba misy mahalala ny fianana koltolarinay ve nareo?Ny famadianareo nefa renay aty,rehefa voany gripa ny ankizy deh fantatray fa efa milalao faty indray nareo.
Mba avotsory izahay,aiza ny fahaleovatenany Bara.Tiako ianareo merina.
20. kitjo
(
13/10/2005 11:13)
dakoma: ndao andramana adikao teny bara hoe ny tanindrazanay malala ary hojerena raha mahay daholo ny eo @ stade
Herimiafina: Tsy dia ekeko loatra angamba ilay hoe Ny anglophone tsy hiteny frantsay sns nolazainao
Za aty @ tany anglophone k any hitako dia rehefa misy olona mahafantatra fa misy mahay teny frantsay dia tsy hiteny anglisy aminao zany mihitsy izy fa frantsay foana na mahay aza
Ny anglophone indray dia miezaka foana miresaka na teny sinoa na frantsay na inona...ny tsy hitenenany dia io lazainao io fa tsy mahay izy fa mety hoe spanish no hainy izay no tsy hitenenany
Fa ny frantsay indray na mahay anglisy aza tsy hiteny znay mihitsy izy raha fantany fa mbol amisy mahazo teny frantsay eo