androany...

1. booboo ( 25/08/2005 11:29)
Inona no raha nahafinaritra/nahafaly anareo androany ?

Ny anà mijery orana milatsaka sy mihaino fofon-tany mando.
novalian'i fijo ny 08/09/2005 20:13
2. chipie1 ( 25/08/2005 11:39)
nahita anlé roziko eto anjaridaina mamelana be !
3. ari.malala ( 25/08/2005 12:21)
nahalala fa afaka hande vacances izahay @ 01/09! :)
4. moi ( 25/08/2005 12:30)
za le nandatsaka ny orana, ka namofona ny tany, de namelana le rozy, de nanao annonce hoe mahazo mande vakansy ari.:roll::roll:
5. xxx ( 25/08/2005 13:49)
nahay nanadino
6. xxx ( 25/08/2005 13:51)
nahay nanadino
7. Veloo ( 25/08/2005 15:18)
ny ahy tsy misy :(
8. nikopol ( 25/08/2005 16:14)
hafahafa hoa ny tontolon'i booboo zany. tsy mba nanao kahie de souvenir nga ?:lol:
9. nikopol ( 25/08/2005 16:14)
faly be za fa tsy nanaikitra hoho androany
10. Veloo ( 25/08/2005 16:17)
ari.malala sambatra injy ande ho aiza aky njy?:-*:-*
11. fijo ( 25/08/2005 20:37)
androany ve???efa misaina week end dia faly e
12. avana ( 26/08/2005 13:24)
Nenah, mitsidika anareo eto no mahafaly ahy! :wink:
13. booboo ( 26/08/2005 13:45)
Nikopol > :°) ié sady nampitahotra ny bal @ alina, tabataba matimaty jiro .....hihihihihi
14. nikopol ( 26/08/2005 14:23)
booboo mbola tsy volan'oktobre zao nefa.

ary mbola any nga le rojo volafotsy tefy karana ? :lol:


faly za fa misy olona maharaka ny revy tiko
15. sonwin ( 27/08/2005 14:16)
Faly fa mbola velona soa amantsara
16. fijo ( 27/08/2005 21:39)
loza fa matroka ny andro,ka mety tsy hety ny tonotono le.
17. Veloo ( 29/08/2005 14:21)
faly aho fa tsy tratran'ny rivo-doza ny tananako:wink:
18. bichette ( 29/08/2005 14:52)
veloo :?:
nenà .... inona re ny anjoany e ? mihira ilay hiran'i Tovo j'hay hoe teny mamy
19. sonwin ( 29/08/2005 16:15)
androany ve? mhh naheno an'i bichette nihira teny mamy:lol:
20. Veloo ( 29/08/2005 16:34)
bichette a ka nisy rivo-doza knou :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3556