androany...

21. chipie1 ( 29/08/2005 16:58)
tsara be ny andro androany
22. sonwin ( 30/08/2005 09:17)
de za mihinana chips 1, dia mitaingina velo(bisikileta) :wink:
23. Veloo ( 30/08/2005 13:59)
inn ty manjo an'i deghany?:?:
24. mandrindra ( 30/08/2005 15:10)
tena mideghany lery !
25. booboo ( 30/08/2005 15:11)
faly zà androany fa nisy namana nampiakatra ny moral-ko
26. mandrindra ( 30/08/2005 15:52)
tehaka izany ho an'ilay namana
27. chipie1 ( 30/08/2005 16:39)
booboo > fanga nidina izy tao , mila ampekarina ambony iany !:lol:
28. sonwin ( 30/08/2005 17:15)
deghany> iantsoako an'i gaigy eo elah leisy ry zandry vao ho fanina, kalama fotsiny:-$fa sao mahazo ny test ts zakan'ny tsena:°)
29. Veloo ( 30/08/2005 18:00)
:-D:-D:-D:-D
faly za androany fa mba nisy hatsikana vao2 tao size hatsikana:P
30. pablo ( 30/08/2005 23:20)
Faly ery fa mba nangetotra kely:°)
31. cutie ( 31/08/2005 00:08)
tapa-tsinay za namaky hatsikana androany . Efa ela loatra tsinona tsy tao . :-D
32. Veloo ( 31/08/2005 16:58)
pablo =))=))=))=)) loza mihitsy ty ela ty kle.
cutie a efa mihavitsy aky ilay hatsikana a :(
33. fijo ( 04/09/2005 19:27)
androany??? fa androaaany ahoooo,te ahita anaooooo
34. cutie ( 04/09/2005 23:55)
androany za nahita sujet milay ato @ forum :p
35. akamatiana ( 05/09/2005 03:16)
androany ve? nahazo mail milay beeeeeuuhhh:)
36. akamatiana ( 05/09/2005 12:10)
d nahazo rozy mena kou :wink:
37. scorpion ( 05/09/2005 18:52)
voatoraka bilao za androany, nilay iny ka;-)
38. booboo ( 06/09/2005 08:53)
faly zà fa hifindra trano zahay
39. chipie1 ( 06/09/2005 15:59)
booboo> fa tsy sahirana ve ?satria hanao cartons bobaka
40. mandrindra ( 06/09/2005 16:20)
dia lasa faly sahirana zany !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1995