Ilaina ny fahadisoana mba hivoarana.

1. Herimiafina ( 25/08/2005 22:35)
"L'homme apprend par ses erreurs", hoy ilay manampahaizana ao amin'ny Université de Harvard izay (Pr Chrys Argyris). Amiko izany teny izany dia midika fa ny fahadisoana iray dia tsy antony hanajanonana ny asa efa natomboka.
Hoy indray Ntaolo, "indray mandeha manta vary ve dia handevintsotrobe?". Izany hoe ny fahadisoantsika dia tokony hampiakatra niveau antsika fa tsy hampijanona antsika.

Eo amin'ny lafiny ara-Politika, I Ravalomanana dia lazaina matetika fa tsy mahay, manao fahadisoana, sns. Raha ny marina anefa dia tena tsara izany satria izany no lalana iray ahafahany manatsaratsara kokoa ny fomba fitondrany ny firenena. Avelao ary izy aloha hiasa fa aza sakanana raha te-hanana mpitondra tsara ianao.
novalian'i steeeel ny 28/08/2005 18:46
2. fijo ( 25/08/2005 22:51)
marina tokoa ireo voalaza ireo.fa tsy tokony haverina indroa kosa ny fahadisoana e.
3. Herimiafina ( 25/08/2005 22:55)
Ka eo indrindra isika. tsy niova izany ilay niveau raha toa ka mbola niverina indray ilay fahadisoana, dia eo indray no miditra ilay antsoiko hoe compétence. Un dirigeant compétent c'est un dirigeant qui a su éviter la même erreur en avancant.
4. eh ( 27/08/2005 11:45)
marina io teny io ê! ary ampiko indray aza hoe tsy mora ny manao zavatra ary tsy misy mpanao magie eto ka tonga d ho lavorary ny zavatra atao! fa mila finiavana ary faharetana!
5. steeeel ( 28/08/2005 18:46)
style:arrow:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0443