Tiana

1. suesse ( 24/08/2005 11:02)
Mitady ankizy any NICE avy any Ambohibao
Ambohibao_Nice , ianao ve nipetraka tao akaikin ny Mickaela???
novalian'i fijo ny 06/09/2005 21:27
2. chipie1 ( 24/08/2005 11:21)
le restaurant ve le Mickaela ?
3. fijo ( 24/08/2005 19:35)
korontana be le resaka
4. avana ( 25/08/2005 08:36)
fijo:

korontana be le resaka

Zany? Je récapitules: ny biscuit nice niarahan'i Suesse sy chipie nihinana tao am restaurant tao ambohibao no fototry ny resaka! :wink:

Sa diso v za chipie1?

5. chipie1 ( 25/08/2005 08:45)
avana > diso be njy , efa voaitsako tany nice lé bisky kia :-D:-D
6. jos13 ( 25/08/2005 10:12)
za avy ao talata maty fa mipetraka any nice d ahoana ?fa tsy arako loatra ilay hoe mickaela ?
7. avana ( 25/08/2005 12:10)
chipie1:

avana > diso be njy , efa voaitsako tany nice lé bisky kia :-D:-D


Haaaay moa! marina zany :-D
8. fijo ( 25/08/2005 20:08)
izay vcao manomboka mazava kely.
9. avana ( 26/08/2005 11:53)
=))
10. sonwin ( 27/08/2005 10:01)
he he milay kosa ny kozy eto zany:-D
11. fijo ( 27/08/2005 20:58)
milay foana ,na tsy mazava aza ka
12. sonwin ( 29/08/2005 11:22)
na tsy mazava marina aza dia milay foana
13. fijo ( 31/08/2005 20:20)
arahana hoazy eny ,fa hay ny farany
14. avana ( 01/09/2005 12:00)
eeeee.... sarotra ty raharaha ty zany! marina moa
15. fijo ( 01/09/2005 19:31)
aza atao sarotra moa e
16. avana ( 02/09/2005 07:02)
Hita koa! i suesse ts manisy fanazavana fanampiny de faninn za!( oups, tsika rehatra manko e! :wink:)
17. fijo ( 04/09/2005 19:43)
miara fanina isika?????sao mamo ary
18. avana ( 05/09/2005 12:36)
eo ary fa mazava b amnao le resaka e!:-D
19. fijo ( 06/09/2005 21:27)
ana ntsy mazava ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7867