Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i suesse, milahatra araka ny daty
suesse
(
24/08/2005 11:02)
Tiana
Mitady ankizy any NICE avy any Ambohibao
Ambohibao_Nice , ianao ve nipetraka tao akaikin ny Mickaela???...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/09/2005 21:27
suesse
(
26/06/2005 10:19)
Maika ery ho any an-dafy
Maiaka ery ity ra-zandry fa ho any andafy hono tsy fantany mantsy hoe inona no miandry azy any!
Lasa soa amantsara tsisy olana rehefa tonga tany anefa dia vaky nitaraina fa hoe henjana be ny fihainan...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2005 22:38
suesse
(
18/06/2005 17:56)
Tsy Mazava
Miheritreritra ve ireo Malagasy maro be fa tena mety be ny fihainana aty an-dafy ,Moa ve andafy ilay Paradisa nampanantenana.Raha toa ka manana ny valin ny fanotaniako ianao dia tena faly aho....
tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2005 23:59
