asa na mety na tsy mety

1. zefalah ( 07/08/2005 20:26)
refa miresaka lhl sika dia tonga ato a-sika lay hoe amelona vady aman-dranaka..ka ny tiako lazaina zany dia ty..hoe firy @ sika lhl no manana fisainana ratsy ho velomina sipa?
ary firy @sika lhl koa no vonona amelona vady amandranaka atsy aorian kely atsy?
zay le izy e...ze anano jaloky firy?
ze hieritreritra ny amelona firy?
efa 2005 mantsy asika zao..kila olo maka ny azy.
civilisation 2005 mantsy ny jaloky?
de zay e..firy le bandy anao jaloky?
de le tsy anao jaloky? :-D
novalian'i fijo ny 25/08/2005 23:05
2. ainaheri ( 07/08/2005 21:09)
I zefalah ve mahay miteny gasy sa aona?,otrany hoe any @ garabola zany ntsika, satria misy malagasy vary @anana zany ny resakao,za zao tsy mahay zany jaloky zany
3. fasaly ( 08/08/2005 04:42)
inona aloha lay jaloky e!
ny fahitàko an'i zefa de zao, matahotra mafy mihintsy zefa indray andro any raha miasa hamelona vady, matahotra i zefa ny hoe ho profiter-n'ny sipa ny vola , ny vady ny voalanao. tia tena ny olona manao izany, ny lahilahy rehefa vonona amin'ny famelomana dia manambady izy izay, ary tsy asiana fanontaniana mihintsy hoe volan'iza no ho hanina ato antrano , raha sendra tsy miasa moa madama. fa amzao fotoana izao efa toa samy miasa daholo satria mafy ny fiainana, ny vehivavy mamelona lehilahy dia resaka safidy iny araka ny filazan'i ainaheri tamin'y sujet nao iray atsy. fa tsy misy mihintsy hoe resaka ratsy fitondran-tena izany, anjaran'ny vehivavy no ho tonga saina indtray andro hoe toa izaho foana koa ny mamelona dia tsy maintsy hi revolte izy amzay, fa aza miditra loatra ami'ny affaire n'olona fa ny anao hatao izay hampandeha sy hahatsara azy e!
4. cocorie ( 08/08/2005 05:50)
Jaloky = bandy velomin'ny sipa.fiteny Tuléar raha tsy diso za. Napetraka ao an-tsaina sy eo @ fiara-monina fona hatramizay fa ny bandy no natao hamelona ny ankohonana fa ny sipa manampy; kanefa refa tojo ny tsy azo anoharana ohatra hoe very asa tampoka ve de omena tsiny le lhl raha mba ny sipa indray no miantoka. Raha mi-profite an'le sipa kosa de diso. ny fiainana anie ry zefa hifanampiana fa tsy hoe refa manana ise de m'seho mahavita tenae!


5. ari.malala ( 08/08/2005 08:20)
zefalah, manafintohina b ny fiteninao!!! amboary kely fa enao marina v gasy sa tsy gasy ê! d zao, fiainan'olonaizany, inona no idiranao lalina amzany?! raha te hanao jalokyizy, le sipa aza hahzaka ko! refa tsy te hamelona r'ian d aza manambady â!
6. booboo ( 08/08/2005 09:52)
7. fasaly ( 08/08/2005 10:06)
ka i zefa anie matahotra mafy ny volany indray andro any ny fahitàko azy e! sao hoe mi profite ny volany tsotra izao rehefa mamelona vady, kanefa rehefa te hanambady de tsy maintsy ho izay kou! norme be! ny mety aminao de refa vita fianarana ka miasa de miverina indray mipetraka ao amy R.A.D-nao de mamelona azy ireo raha izay no tena olana mipetraka amy toi! mila mianatra miaina kely alony e!
8. zefalah ( 08/08/2005 11:44)
marina zany :) sika anie miditra ato mba mitady evitra e.
mety hitranga @ fiainana mantsy reny ka tsara ra mitandrina de ny meloa.
io le atao hoe aleo misoroka toizay mitrabo e.
9. ainaheri ( 08/08/2005 12:24)
ka na izany ry zefa ataovy matotra kely ihany lay teny gasy fa otrany garabola miresaka zany ianao manoratra!
10. ari.malala ( 08/08/2005 12:52)
zefalah:

marina zany :) sika anie miditra ato mba mitady evitra e.
mety hitranga @ fiainana mantsy reny ka tsara ra mitandrina de ny meloa.
io le atao hoe aleo misoroka toizay mitrabo e.



an an an d miala tsiny @nao ah ry zefalah fa tena hasiaka aminao ah androany! tena zefa araka ny ps nao le fomba fanoratra!!! teny in zao zany mitrabo zany?! refa tsy hiresaka enao mijan fa tsy manafintohina ohatran'io!
11. majakely ( 08/08/2005 13:34)
ha ha ha ha ha !!!:lol:
12. Veloo ( 08/08/2005 18:58)
ainaheri=))=))=))=))=))
o ry zefa a rehefa vonona hanambady dia vonona ny hanome ny volanao rehetra ho an'ny vadinao enao mba ho tantanany... ka raha tsy mahatoky azy enao dia aza manambady...ataovy foana ny fitiavan-tena.:twisted::twisted::twisted:
13. zefalah ( 09/08/2005 23:38)
Veloo>> za nga niteny hoe tsy anome vola ny vadiko aho? aiko azava kely le koz ra zoky e.
tsisy niteny teo hoe za tsy anome? matoa izy vadiko dia za no miandraikitra anazy..fa tsy izy no miandraikitra ana..zay le izy ry zala..fa le bandy lazi reny ndray afaka manao jombilo..:-D
14. xxx ( 10/08/2005 11:17)
i zefa possible hanao "jaloky " mintry refa manandranaka raha zao fomba firesaka izao :-D:-D
15. fasaly ( 10/08/2005 17:52)
ka i zefa kosa manao resaka vola foana kou! aiza no tsy hoalazain'ny ankizy hoe tsy mba hanome vola ny vadin'i zefa indray andro, sady amizay ndray notsiriana ity jloky ity de vao maika ....
16. fijo ( 10/08/2005 21:06)
nareo kosa dia masiaka amin'i zefa.mba resaka tiana atao ny azy io,satria maro manko any amorontsiraka any io manao "jombilo"na jaloko" io.ka mba manontany izy.ao tana aza maro no fantatro manao an'io.
ewa laolo zefa e,kila olo manano raha tiany,fa ambarao mazava tsara le korananao,fa manjary sahira namantsika reto e.
17. gernico ( 11/08/2005 10:05)
hevitra no ampiadiana fa aza misy manao am-paosy an !
ny ahy zao de hoe ataovy aloha ny ditra sy ny sitra po vao miditra amin'zany vady zany nareo fa manjary lasa miteraka olana maro io
ny vady nalaina mijaly tafahoatra ny fiarahamonina hikorontana satria ny resaka eo tsy maintsy hihitatra
rehefa vonona de sahy hiatrika izay hitranga eo !
sa ahoana lesy ry le zefakiana ??
De refa veo ndray ary è !
G N Rado Ivandry
18. Veloo ( 11/08/2005 18:28)
fasaly a ie wa retsy .... eo lery vo taralila..:-D:-D:-D
19. zefalah ( 13/08/2005 14:09)
fasaly>> mba mijery ny zava-misy e...
za alo te anao jaloky e:-D mamboly voky tsy mamboly voko ko...safosafo tsy mando vola..sakafo tsy mando vola...inona koa..manamboatra zaza tsy mando vola.
za alo de te anao jaloky e..misy sipa ampanao jaloky ana ao? sa mantsy somary lava matanjaka kely zay ainy :-D
20. fijo ( 15/08/2005 22:02)
ataovy razefa an,izy aza hamelona ko.sady elah koa ve efa reraka manao le asa mafy dia mbola hitady vola koa le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.371