asa na mety na tsy mety
21. xxx
(
16/08/2005 06:50)
Ze tianao atao zefalah atao a! ko ts zaranao aza velomina! fa mba koa anefa manana personnalité fa lhl ny tena e! sa kosa ary enao ka sarim-bavy?
22. fasaly
(
16/08/2005 14:29)
hay razefa mintsy kay le tena mpanao azy raha izany fa mody mapiresaka fotsiny hoe izao e! izao e!
na izy koa mba te ho velomina...:lol::lol:
na izy koa mba te ho velomina...:lol::lol:
23. fijo
(
17/08/2005 04:39)
fasaly an,ka izy kosa ve efa reraka isan kalina manao adidy,de mbola terena hitady vola indray e.aleo izy mba ialasasatra ny antoandry fa hiasa mafy ny alina.
24. dakoma
(
18/08/2005 11:54)
Aza kizitina be kosa ê. Aza disoina @ heviny ny olona fa tsy fahalam-pomba izany. Tadidio fa ady hevitra ity,satria raha mitovy daholo ny hevi-tsika ,inona moa no hidirana eto @ forum eto?
]
]
26. Ralipo
(
19/08/2005 12:14)
Za aloha tsy isan'ireo bandy jaloky e! za indray ary no ataon'ny sipa jaloky, tsy mati-kambo akory azafady fa raha bandy te ho lehilahy de aleo mamelona toy izay velomina, raha misy ihany ny safidy e!
29. deghany
(
25/08/2005 13:16)
ari.malala:
zefalah, manafintohina b ny fiteninao!!! amboary kely fa enao marina v gasy sa tsy gasy ê! d zao, fiainan'olonaizany, inona no idiranao lalina amzany?! raha te hanao jalokyizy, le sipa aza hahzaka ko! refa tsy te hamelona r'ian d aza manambady â!
f'ita mintsy!!! ssshhh!!!! mandratra maso be !!!:°):/=))=))