fahandro trondro

1. booboo ( 17/08/2005 13:47)
Alefaso aby ndray ny talentanareo @ io raha io :D

Sady bôna bôna ihany

novalian'i booboo ny 23/11/2005 19:11
2. majakely ( 17/08/2005 14:16)
Raha tilapia aloha de zao no fahandroko azy:
-Diovina aloh ny trondro
-Tapahana araka izay hitiavana azy na avela amin'izao tsy maninona
-Asiana sira sy poivre , azo asiana tongolo gasy (ail) ny ao anatiny ao raha entier ilay izy;
-Endasina aloh ho mendy tsara de atokana amin'ny vilia hafa rehefa vita endy!
_manao sôsy voatabia , tongolo;carry;
-mahandro ovy voatetika en rondelles-
Rehefa masaka ny ovy de atao eo amobniny ny trondro ;
De arotsaka eo amboniny ny sôsy voatabia sns iny ,
asiana rano kely de hahamasaka azy;
De azo soloina ny lafika ny ao ambaniny trondro ,ohatra hoe tsy ovy fa courgette na zavatra hafa ...zay tinao!! Dia mazotoa homana e!!
3. chipie1 ( 17/08/2005 15:44)

dia karakaraina otranio ambony io le trondro "tilapia" tsy tapahana fa avelako amzao
fa lafika voanjobory !:miam::miam:
4. chipie1 ( 17/08/2005 16:21)
oups ! tsy asiana carry fa adinoko
5. Fanja1 ( 17/08/2005 17:23)
au coco?
6. cutie ( 17/08/2005 17:43)
fanja1 ny au coco kou tsara
endasina alou ny trondro de avy eo asorina , de arotsaka ny votabia sy tongolo. Refa mndy ny sosy de averin aarotsaka ndray le trondro de arotsaka ny coco, , andrahoina mandram-pangotraka de zay . De tsy atao ritra be .
7. lanto ( 17/08/2005 19:00)
Sosety koa tsara atao ilay lafika ery ambony, somary avela ho maimay miraikitra kely ny ery ambany. Tandremo sao miady kasoka :-p
8. lanto ( 17/08/2005 19:01)
Fa ny sosety mora masaka tsy mila andrahoina mialoha an !
9. Fanja1 ( 18/08/2005 07:02)
cutie ie! za misy recette ka:-*
10. Fanja1 ( 18/08/2005 07:04)
humm lanto andramana njay zany zany.miamiam merci e!
11. kally ( 18/08/2005 07:26)
Mba asao aho ry reto azafady indrindra fa tena efa ela ange izany tsy nahitan'ny vavako trondro nahandro gasy izany e! fahotana mahafaty e!ny ahy ange ampy ahy na tapany roa na telo fotsiny amin'ilay misy maimay ao ambany aza tsy maninona mihitsy.Izany ho'a ry reto??:cry:
12. cocorie ( 18/08/2005 08:11)
Za tena matahotra ny mividy trondro mihitsy ry reto a! nefa te hihinana mafy mihitsy de ny anay trondrondranomasina fona. hitanareo fa marrée masay nge be trondro e!
13. majakely ( 18/08/2005 11:41)
Tongava akia kally ah!!
14. zama91 ( 18/08/2005 14:23)
atao fahandro gasy,kikisana ny kirany dia esonina ny tsinainy,dia atao mangotraka tsara ny menaka ,dia somary asiana lafarinina kely sy atody dia izay,tsy adino fotsiny salady atao lafika ary vin rouge
15. fasaly ( 18/08/2005 14:53)
cocorie marré masay ngah otran'ny lac anosy ihany no tsy azo hanina ny tsonjo ao????
16. majakely ( 22/08/2005 14:15)
Azo andrahoina anaty ravina koa izy, rehefa vita dio ny trondro de atao ao aby ny tongolo sy votabia ary ny legioma rehetra( voatetika madinika ):miam:izay tiana , asiana menaka kely ,de fonosina de andrahoina atao bain marie!raha tsy misy ravina de papier alu no atao azy ! tonga de atao ao anaty lafaoro fotsiny de andrasana antsasak'adiny eo ho eo ho masaka !
17. fasaly ( 23/08/2005 18:16)
zay zany lay papillote mou ny filaza azy ve ry majakely!
18. zefalah ( 24/08/2005 18:06)
endasina ny trondro...de refa vita endy tsara dia atokana...
kikisana ny koko...refa vita zay de asorina ny ranon'lay coco.
atao ny sosy tomaty miaraka @ tonglo ary sakay.
refa vita zay dia arotraka ao ny trondro voa endy tsara..
endrasana 15 fotsiny d'efa aroso @zay
19. Veloo ( 30/08/2005 20:29)
mahandro trondro eo ihany fa ilay fofona tena danze be tsy mety afaka ao @ trano... za dia tsy mba mahaandro tondro fa mande any @ resto rehefe te-hinana trondro :wink:
20. palince ( 12/09/2005 07:39)
zaz kou de tia fandrahoana trondro hoatr'izany fa ana-drano no atao lafika de tsamba mifankahitany mpianakavy leroa:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4346