fahandro trondro
21. mandrindra
(
12/09/2005 10:51)
hatono : azo atono entier na en darne ny trondro, ny sira sy épices arakaraka ny hitiavanao azy. Ohatra hoe thon atono izao dia tsara kokoa raha gros sel sy poivre en grain no hatao aminy rarahana jus de citron sy huile d\'olive dia avela hilona kely 1 ora. Ny manaraka azy tena tsara dia vomanga atono. Rehefa voavaofy ny vomanga dia tetehina en rondelle somary matevitevina rarahana sira kely dia atono ihany koa.
Azo atao amin\'ny lafaoro ihany koa. Trondro entier no tena tsara, ohatra : vivaneau na capitaine na hafa koa. Alaina ny plaque à four dia asiana papaier alu, avy eo apetraka ny trondro efa madio dia rarahana menaka sira dia ampiarahina aminy poireau, karôty, tongolo egypta. Rehefa vita izany dia saromana papier alu daholo. Dia tenehina ao amin\'ny lafaoro avy eo.

22. bichette
(
12/09/2005 14:51)
ary ahoana ry reto ny manao ireny boulette de poisson ohatran'ny fanaon'ny sinoa ireny . misaotra mialoha
23. boubounezy
(
17/10/2005 18:46)
ny ana ndray alou dé sosety tena tiko na haricot vert na ramrebaka no atao lafika. ny tena itiavako azy so misy te hanandrana sasao tsara ny anana na sosety na haricot vert refa madio tetehana tsy atao kely lotra (ny sosety atao fisaka) dé arotsay ao anaty vilany, arotsay eo ambony ny trondro efa madio na votetika na tsy, teteho ny votabie, tongolobe tongologasy tongolo maintso poivre, ny sira,ny menaka @ zay itiavana azy, ny farany, rano tapakiny vera dé mahamasaka azy, saromy doly izy retra dé andraoy afaka 15mn dé sokafana ny vilany mandrampaharitra ny trondro mba ho enjakenjana ny trondro. refa masaka dé avereno saromana. masaka ny trondro dé mazoto homana. io fahandro io no atao hoe à la marmite miaraka arotsaka doly izy retra.
bon app é!
bon app é!
lanto:
Fa ny sosety mora masaka tsy mila andrahoina mialoha an !
24. Herimiafina
(
17/10/2005 21:44)
Ra-boubounezy hoa ato foana e, tsy aleonao mba mira-mivezivezy amiko mamangy ireo takelaka hafa? heheheheheeheh:-D:-D:-D:-D
Noana mintsy zah mahita ny resakareo ato kah.
Noana mintsy zah mahita ny resakareo ato kah.
25. boubounezy
(
18/10/2005 19:02)
an3 mivezy2 manaraka anao eo iany za ka! fa mijery lé oul mba mila fanampina fanorona fahandro sakaforeny za, tena mafinaritra ana mintsy,fa sady saingy tsy de maharaka fotsiny kou angé é!. any @ hafandray zany e!
Herimiafina:
Ra-boubounezy hoa ato foana e, tsy aleonao mba mira-mivezivezy amiko mamangy ireo takelaka hafa? heheheheheeheh:-D:-D:-D:-D
Noana mintsy zah mahita ny resakareo ato kah.
26. booboo
(
23/11/2005 19:11)
-Daurade à la provençale
-Daurade 1 tokony ho 1kg
-Voatabia 4
-Oignons 2
-Poivrons 2
-1/2 menaka
-2 dl vin blanc sec
-1 bouquet garni
-Tetehina madinika ny tongolo sy ny voatabia ary atao "en lanières" ny fitetehina ny poivrons.
-Rehefa mafana ny menaka dia arotsaka ny poivrons, oignons. Ampiana voatabia sy tongolo gasy sy bouquet garni ary ilay vin blanc avy eo.
-Masahana tokony ho 20 min eo ho eo ( vilany misarona ).
-Rehefa voakaraka ilay trondro dia atao anaty plat ary rarahina ilay saosy efa masaka sy mangatsitsiaka eo amboniny.
-Atao anaty lafôro mandritra ny 30 min eo ho eo avy eo.