Nohavaozina ny takelaka

1. hery ( 18/08/2005 09:49)
Araka ny hitantsika dia nohavaozina ny takelaka vetso.serasera.org izay misy ny tononkalo eto amin'ny serasera.org
Mbola tsy tena tomombana izy io koa raha misy fanitsiana na sosokevitra tianareo hatao dia azonareo apetraka eto ambany.
Misaotra
novalian'i kally ny 19/08/2005 08:29
2. kally ( 18/08/2005 15:09)
Ie! gaga be aho niditra tao aninkeheo, fa tsara ilay izy fa saika hitady mpanoratra aho dia tsy teo intsony ilay fitadiavana azy:cry: sa efa tafaverina?
3. hery ( 18/08/2005 20:52)
kally> efa vita ilay fitadiavana tononkalo na mpanoratra. Mbola tsy vita tanteraka ny takelaka tamin'ny maraina. Azonao jerena ilay hoe Momba ny takelaka eo amin'ny fanoroam-pejy ahitana ny fivoatry ny takelaka.
4. kally ( 19/08/2005 08:29)
Misaotra betsaka:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8584