foot aiza ho aiza izao ilay scorpion de madagascar

1. zama91 ( 18/08/2005 14:36)
Tao aorian'ny nihitsananan'ny gasy fifanitsanana mondial 2006 toa tsy henoheno intsony ny foot nefa efa nalaza re tany fa nivoatra be ny foot gasy entre 1999 a 2003.Ny classement fifa aza dia efa nisokajy an'i madagasikara faha 101
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 10:18
2. xxx ( 19/08/2005 10:14)
Raha ny fandinihako azy aloha raha mbola io minisitra io no eo de tsy handroso ny baolina kitra gasy e! mazava ho azy fa ny scorpion moa zany amin'izay de efa tsy hita hoe aiza no misy azy e!
Io mantsy tsy mandendeha fotsiny amin'izao raha tsy misy zavatra maty paika mihitsy entin'ny minisitera ampandrosoana ny sport eto amin'ny tanàna e!
3. zama91 ( 21/08/2005 20:40)
Tsy aleo ve mba soloina mihitsy ilay hoe scorpion tsy mifanahaka amin'ilay jouers,mba mety hoe crevette de madagascar, ho
4. fafa ( 23/08/2005 11:55)
tsy mampmé ve zany crevette zany kah? hihi ataony oul laoka fotsny nge e! mba hoe lambo atao raha mety na voay!
5. fijo ( 23/08/2005 20:56)
tandremo fa ny crevette manindrona an
6. Bocassa ( 25/08/2005 07:06)
Koa maninona raha atao hoe: les zébus de madagascar. Ireny mantsy no betsaka. Amin'izay mantsy dia mba manohana ny gasy ny MAGGI ( omby volamena ).
7. fijo ( 25/08/2005 20:40)
tsy ratsy koa iny an
8. babalahy ( 25/08/2005 21:10)
Aza mba omena ny minisitra re tompoko ooohhhh!
9. babalahy ( 25/08/2005 21:16)
Aza omena tsiny ny minisitra fa tsy vitan'izy irery io re tompoko ooohhh!:oops::oops::oops::oops:
10. mozart ( 05/09/2005 07:52)
footballeur za miteny fa ny kiantranoantrano no manjaka @ footgasy, izay olom-pantatra aloha mandeha izay vao ny matihanina!
11. zama91 ( 09/09/2005 16:16)
Ary aiza ho azia izany izao no fanomanana ny can 2008
12. kiali ( 20/09/2005 17:57)
fijo:

tandremo fa ny crevette manindrona an



manindrona ny crevette fa lany fona io eh!sady karana no betsaka miopy an'ireny
13. RHTP ( 02/11/2005 06:16)
Isika gasy anie mahay fa fonetana kely ka izay ko no tsy mahafaka antsika foana e! Ny afrikanina glady be!
Fa marina aloha fa ny fitantana no tena gaboraraka koa e! ny gasy mantsy dia ny mameno ny paosiny aloha vao ny tombotsoa ho an'ny besinimaro! Ka tokony io fitantanana io aloha no diovina, fa raha tsy izany dia ohatry ny taloha ihany dia samia mizaka e!
14. jentilisa ( 02/11/2005 08:32)
Amin'izao izao dia ekipan'i uscafoot sy usjf no mandrakotra ny 90%n'ny ekipam-pirenena malagasy mbola homena anarana atsy ho atsy!

Izany hoe ny ekipa roa sangany no nakana ny olona hilalao ao!
15. Beinjy ( 26/11/2005 10:18)
jentilisa:

Amin'izao izao dia ekipan'i uscafoot sy usjf no mandrakotra ny 90%n'ny ekipam-pirenena malagasy mbola homena anarana atsy ho atsy!

Izany hoe ny ekipa roa sangany no nakana ny olona hilalao ao!

Nefa ry zala refa mihaona mifanoto ohatra ny omby ka mety mba handeha ihany ve lalao ao mba mifankaty tsara ve ry niakama isany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5339