finiavana,sa fitiavana?
1. zefalah
(
20/08/2005 13:32)
maro amin-sika no maniry an'lay fitiavana mba ho lasa mpivady,ary maro koa reo tanteraka t@zany.
nefa maro koa reo vehivavy nampanambadiana forise.
ka lay fantaniana dia ty.
mety ho hisy fiantrekany @ vehivavy ve ny fitiavana tsy @ sitra-po?
nefa maro koa reo vehivavy nampanambadiana forise.
ka lay fantaniana dia ty.
mety ho hisy fiantrekany @ vehivavy ve ny fitiavana tsy @ sitra-po?
novalian'i fijo ny 24/08/2005 20:56
2. sipagasy
(
20/08/2005 13:39)
wadray fa inona koa re ity e!!!! efa @ taona 2005 ve dia mbola hisy ihany ny vehivavy ampanambadiana "forcée"??? ka raha tsy inona ity fiainana kouuu, nga dia tsy mba manan-safidy e!????
3. zefalah
(
20/08/2005 15:02)
misy zany ,ary maro...fa zavatra afenina mantsy le izy de tsy hoitanao.santria
4. booboo
(
20/08/2005 18:42)
n'inona n'inona rehefa tsy antsitra-po fa forcé dia tsy maintsy misy voka-dratsy foana !
5. hps
(
20/08/2005 19:23)
sao kosa ary le izy de tsy forcée fa mba paik'ady fotsiny @ izay rehefa misy ny fifanolanana any aoriana dia hoe tsy safidiko io eh?:cry:
8. vivi
(
21/08/2005 18:53)
d mba mahagaga koa zany vehivavy izany ,koa ratsinona koa ,anambady forcé sa bevohoka kosa ilay sipa d tsy misy ray ilay zaza ka aleo manambady anilay bandy nahabevoka , fa raha tsy zany indray d tena hisy fihatraikany b mihitsy sady tsy ho ela akory fa atsiatsy d tonga ny tsy mety , fa mirary fahasambarana aloha e!!
9. vaovao
(
22/08/2005 09:25)
oahtry nymitady azoko v le tin'zafalah tenenina e! ohatra hoe tena nisy nahakivy le sipa tao aloha tao d vao nisy naka izy tato aoriana d nanaiky? ra zay manko d le sipa zany no niforcé ny tenany fa tsy hoe ol hafa d mba hazavao kosa aloha fa tsy azon'ny ol e!marina v io r'zefalah!
10. cocorie
(
22/08/2005 12:27)
F\'ahoana kosa no tsisy fiantraikany. ianao ve te hinana vary de force-na pate de hazoto homana .ohatra izao ry zareo avy any Ambohimalaza mbola tsy mahazo manambady raha tsy Andriana ny vady de mifanambomboatra @ ao an-tanàna mianakavy ao.
11. Veloo
(
22/08/2005 18:24)
o ry reto a tena mbola misy tokoa moa izany oe vady forcena zany ... angaha nareo tsy mahalala ny arabo na ny islamo? Fa zao kosa aloha a mbola tsara ny manontany ny avis-ny ray amandreny alohan'ny hanambadina raha matoky ny ray aman-dreninao enao sy tia azy.
12. Sraun
(
22/08/2005 18:24)
voalohany aloha d azo atao tsara araka ny noteneninao ny hahatongavan\'ny olona 2 ho mpivady rhf samy resy lahatra hoe anjarako ity manoloan ahy ity.Amin\'izao andro iainantsika izao anefa d tsy fantatra intsony hoe inona marina moa lé Fitiavana é toa miresaka izany daholo ny olona rehetra zany hoe na mbola zazabodo aza d efa mahalala izany . Aiza no tiako hatongavana , mino aho fa fantatsika hoe misy an\'izany lova tsy mifindra izany , mazava loatra fa misy resaka harena ao anatin\'izay ,noho izany tsy mahagaga raha mbola misy vehivavy terena hanambady olona tsy tiany @izao vaninandro iainantsika izao noho io antony io ihany ; mampalahelo fa d anjaran\'ny ts11 no mieritreritra é !
14. pika
(
23/08/2005 09:23)
mety ho tsay nisy nanery ilay vehivavy fa sitrapony nefa tsy vokatry ny fony izany hoe tsy tena tiany
na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy rava na mikorontana izany
toy ny lehilahy ihany koa anie ny vehivavy
na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy rava na mikorontana izany
toy ny lehilahy ihany koa anie ny vehivavy
16. vaovao
(
24/08/2005 09:28)
Iza koa mo no nahita raha efa niteraka ry zareo d ts maits nanaiky le sipa rhf tato aoriana noho ny zaza ihany io an! zao ko mants b ny ohatr'zay!!