tambitamby, hanta²

1. diamondra27 ( 11/08/2005 07:12)
manin ny lhl tsy mamboraka oe J t'M refa tafaray @ kala izy. Ny vhv nge mba mila assurance avy @nareo e
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:56
2. xxx ( 11/08/2005 07:17)
marina io ka, tena tsy sahy mihitsy ny bande
3. booboo ( 11/08/2005 07:21)
f'angaha @ teny ihany no ahafantarana fa tia lé lhl ? dé tsy ho rassurées mitsy zany nareo raha tsy oe miteny "tiako ianao" isan'andro 'san'andro lé lhl ? euh....
4. chipie1 ( 11/08/2005 07:24)
booboo > ka mety zay kosa ngamba no tena ilainy i diamondra27 nge akia e!
za aloha mahita fa misy miteny e:wink:
5. diamondra27 ( 11/08/2005 07:40)
porofo rehetra ilaina daholo fa le lhl tsy mety miteny ireny nge no mba tianay vhv sasany ho fantatra oe manin izy no tsy mety mideclaré e!
tsy midika akory zany oe tsy tia izy , au contraire au lieu de parler l'homme fait tout ( fleurs, resto, ciné, sports ...)
De io antony io no tina ho fantatra
6. diamondra27 ( 11/08/2005 07:44)
porofo rehetra ilaina daholo fa le lhl tsy mety miteny ireny nge no mba tianay vhv sasany ho fantatra oe manin izy no tsy mety mideclaré e!
tsy midika akory zany oe tsy tia izy , au contraire au lieu de parler l'homme fait tout ( fleurs, resto, ciné, sports ...)
De io antony io no tina ho fantatra
7. booboo ( 11/08/2005 07:50)
diamondra >Satria ny lhl tsy dé tia mamboraka lôtra zay ao am-pony ao, zay anisan'ny maha samy hafa ny vhv sy ny lhl ouz ny boky sy ny psy sy ny tsy haiko aby. compliqué zareo e ? hihihihihi

8. Mifenty ( 11/08/2005 08:36)


ka io aza teny faran'ny tsy hay kou.

lelah vazà no miteny oe je t'aime.

fa nen'ny gasy hafa.

Tiako ianao, Ary mila tandremana tsara tsy hifamadika ny "i" sy ny "a".

Donc sarotra.
9. fafa ( 11/08/2005 08:38)
Ny lhl sasany mihevitra fa faiblesse ko ny miteny oe Jtm e!
10. ainaheri ( 11/08/2005 08:45)
azafady fa za kosa niteny fa tsy enonareo ngamba aa :*
11. vatsimpanahy ( 11/08/2005 09:29)
Efa manana traik'efa kely ihany ny tenako, ary efa voadona mihitsy ka mba afaka mizara aminareo.
Efa sendra lehilahy ahy teo amin'ny fiainana mpiteny hoe je t'aime à tout bout de champ kanefa ny zavatra rehetra ataony mifanohitra amzay daholo. Vao maika ianao maratra mafy mieritreritra hoe ito olona ito mpiteny je t'aime, manome tambitamby, safosafo nefa tena mi mal-traiter ahy.
Amiko hitako amin'ny zavatra ety ivelany foana, fihetsika sns raha tena tia ilay lehilahy na tsia. Amiko izay ny essentiel. Tena ekeko anefa fa ilaintsika vehivavy ny affection mba mi-rassurer antsika hoe tena tiana tokoa isika. Fa mety efa natioran'ny lehilahy mihitsy no natao hatanjaka kokoa noho isika dia mety izay no antony.
Anjarantsika ihany koa no mitondra anjara fa tsy miandry tolorina foana. Ohatra hoe tonga ao an-trano ny vady dia mba anontaniana izy hoe reraka ianao, anaovana dité, orina sns... fa attention sans être soumise an! Fa sao dia hitsahiny eo. Il faut zany savoir aimer modérément mais efficacement amzay maharitra lé fitiavana e. Kolokoloina.
Ny dada sy mamako izao tsy mbola reko niteny hoe "tiako enao" nefa hita ry zareo hoe mifankatia, mifandefitra, mifanaja, ary efa 60 ans de mariage.
Jereo ireny stars ireny, mi s'affichent eny imasom-bahoaka, mifanoroka, déclarer-na partout hoe tiako enao nefa indrisy misaraka tsy ampy firy taona.

Mahereza eh
12. vaovao ( 11/08/2005 09:38)
ka manahirana ihany kosa nge le iteny le izy impiry e! matoa anie ny tena miaraka @nao d efa mba toky zay e!ra tsy miaraka ary v d inn ndray e! sady na oroka kosa ary nge rhf le mifankahita iny efa marika 1 lehine e!
13. Chuan ( 11/08/2005 10:15)
ny ahy aloha izay miaraka amiko dia ataoko mandrezatra "je t`aime " mihitsy ! Izy ndray ary no miteny aoka zay fa voky loatra zah !
14. vivi ( 11/08/2005 10:40)
amin'ny ankampobeny aloha toa tsy de pmiteny jtm loatra ny lehilahy fa ny fihetsika no tena ahafantarana azy hoe tia, izy aloha miteny jtm, fa rare e, tsy aleondry koa ry diamondra tsy miteny izy fa mampiseho fitiavana marina , sady mety miantso cherie koa anie izy de efa mahasolo jtm zany e!, sady matoa izy tsy mamerimberina anizany jtm izany de sincere izy fa ny zatra mpiteny anireny no mpanitsaka satria mety mpilalao vehivavy izy
15. lilbon ( 11/08/2005 11:16)
hihihi!
tsy je t'aime rery no manambara fitiavana ka
za aloha miteny indraindray fa kamo be za refa le hoe
je t'aime de valiny moia aussi je t'aime ,je t'adore ,
je taime raha atambatra zany le izy de tsy mahay afa-tsy je t'aime ve ?
sa mba misy zavatra hafa ?
16. nani ( 11/08/2005 11:39)
salut ! Marina fa ni lehilahi tsy mba mamoaka tanteraka zai amponi ao ,fa toa mitory faharesena ho azi ireo zani ,de anjara-tsika vehivavi no mamantatra ra tia tokoa izy , hita @ fihetsini foana io ka :
SADI aleo koa tsy miteny toa izay mamita e !
17. fasaly ( 11/08/2005 12:44)
zà koa toa n'i chuan ilaiko izy roa ireo vao manana assurance aho, tiko no maheno matetika na tambitamby na hantahanta, tsy sarotra anie ny miteny e! atao inona koa izany ambompo diso toerana izany rehefa fitiavana de fitiavana be, fa tsy misy izany hoe tsy tia hamboraka izany, inona koa zany kanosa be zany?....
18. Veloo ( 11/08/2005 14:47)
nani marina ny anjy... na dia tsy miteny je t'aime ary aky ny lahy rehefa tena tia izy ry reto ampisehony amin'ny zavatra hafa ohatra mikarakara be anao izy, manampy @ rehetra, manontany fanontaniana betsaka ... raha tsy manao an'ireo tsy tia ry reto a :-D:-D:-D
19. ainaheri ( 11/08/2005 18:11)
Ny antony mahatonga an'zay de zao ee Nareo veh
refa tiavina sy amoahana ny hoe tena tiako ianao,
dia otrany tsy zakan'ny veh sasany izany ka mahatonga azy otrany mampifilafila refa avy eo
ka aleon'ny bandy tsy miteny
20. zefalah ( 11/08/2005 18:29)
ainaheri>> mahay ela...tena mahay be mahintsiny.
zany no atao hoe mahay e...tsara..fa toizo.
ambarao azy eo ny fitiavana ralah...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3134