tambitamby, hanta²

21. fasaly ( 11/08/2005 18:33)
anhan!.. hay moa izany izy ry ainaheri,
kanefa marina ihany aloha izany e! ka lay mampifila mintsy zany no tsy zakanareo amzany de aleo moana tsy milaza ny tena marina...:cry::cry::cry:
22. fasaly ( 11/08/2005 18:35)
impréssioné ndray aloha zefa tamin'ny hevitry ainaheri an! minara any amy ainaheri amin'ny manaraka mba tsy hanaovana betise e!
23. xxx ( 11/08/2005 19:37)
ze te t'm azo lazaina kou ka! fa marina ny volazan'i vatsimpanahy oé aleo tsy maheno je t'aime mitsy toy zay maheno anlé izy fona nefa zvt hafa no atao any ambadika any!!
24. fasaly ( 11/08/2005 19:58)
tsy maheno foana kosa anie no tanjona e! fa mba maheno ndraindray juste lay vava miteny iny fotsiny na tsy je t'm aza fa zavatra mitovy amzay ihany kou!
25. zama91 ( 11/08/2005 20:37)
Marina ny anao diamonja saingy gasy isika na dia aty aza ny lehilahy gasy fisainana tsy hiteny an'izany je t'aime izany mihitsy,saingy noho ianao ry diamondra dia mba hilaza anao aho hoe je t'aime
26. fijo ( 11/08/2005 21:29)
ny fanontaniako dia izao,ny fitenenana an'izany ve no zavadehibe,sa ny fitiavana asehony?raha hiteny an'izany mantsy,nefa avy eo zavatra hafatsy aleo ve mangina ihany le
27. zama91 ( 11/08/2005 21:42)
Izany ilay caprice ny vazaha,saingy isika efa betsaka no lasa vazaha fisaina dia izay.Reveo manja manja ry diamonja dia efa izay an
28. ainaheri ( 12/08/2005 07:34)
ao ary fa ataoko je t'aime be ndy ry diamondra27 aa,GTM fona na vingt firy ndry :lol:
29. fasaly ( 12/08/2005 08:00)
zama91: in ndray ity declaration d'amour tampoka ity e! fangah refa tsy gasy de tsy hanao j't'm ...
marina ny an'i diamondra e! mola je t'm ny vehivavy. arahina asa sy fihetsika, tena caprice marina fa in no maharatsy izany anefa e!
30. diamondra27 ( 14/08/2005 17:07)
de marina daholo ny resakareo, ny lhl be ambompo na gasy na vaza na zaponé, matahoatra ry zareo sao ra maheno io ny vhv de hampifilafila, namana tsotra lhl mitsy no miteny io ka izany no nahatonga ahy hanao dinika eto @ serasera fa tsy za kory no mila J T 'M.

Misy tokoa ny vhv tena mampifila be mitsy ary mitomany mitsy ary ny bandy anaovany azy satria tia be loatra. De ze efa nahita le expérience de tsy miteny tsony kanefa tsy tokony atao dans le même sac daolo ny rehetra.

Efa hitanareo ko nga le lhl mpiteny j t'm nefa mpanitsakitsaka? Na refa tonga antrano de mody manambitamby oroka, cadeaux, fleurs, bijoux etc..., zany ve le tadiavin'ny vhv sasany? tandremo sao naïves e!

31. xxx ( 14/08/2005 17:11)
dia ahoana ndray le mi-deal dia manome cadeaux an'ilay sipa, tambitamby ve izany sa tena je t'aime?
32. fijo ( 15/08/2005 21:45)
raha teny mamy no tadiavinao,ao fa je t'aime no ady ao.fa io dia teny fotsiny an;
33. cocorie ( 18/08/2005 07:53)
Bala rora fotsiny ve tsy aleo acte a! afaka atao JTM daholo ze revena fa misy iray tena mahazo fitiavana manokana ka tsy izay ve le ilaina fa tsy PAROLE JTM E! JTM BE LESY RA FIJO A!
34. fijo ( 18/08/2005 20:57)
ka teny mamy hono no tadiaviny ko.raha ndry indray dia hafa ka
35. cocorie ( 19/08/2005 14:30)
hafa manakory mahazo jtm sady arahin'asa ve? j'ai hate
36. diamondra27 ( 20/08/2005 07:28)
misaotra ry ainaheri a!
de ny internaute hafa koa
je vous aime tous sy ny forum-nareo

Samia ary mahazo ze tandrifiny e!
37. fijo ( 22/08/2005 21:56)
cocrie an ,hafa be mihintsy nendry ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4322