inona no mahatonga anireny volo mihitsana be ireny ?

1. vivi ( 09/08/2005 22:17)
tsy fantako fa efa 2 taona de mihitsana be mihitsy ny voloko fatsy fantako ny mahatonga izany asa ilay manasa volo isanandro na misy aretina za koa rehefa mandeha any @ dokotera de adinoko foana fa mba ampio fa tena mahalasa fisainana mihitsy indraindrai misaotra mialoha
novalian'i fijo ny 04/09/2005 18:34
2. cutie ( 10/08/2005 00:07)
mety stressee ngamba ndry de zay ny mahatonga azy mihintsana.
3. pika ( 10/08/2005 09:10)
ny manatona dokotera no tsara indrindra fa betsaka ny antony mahatonga izany
sao dia misy fanafody hohaninao foana oh
aza sasana isan'andro koa ny loha fa tsy dia tsara loatra

4. fasaly ( 10/08/2005 17:23)
ié!
5. Veloo ( 10/08/2005 20:44)
vivi a, ny rano be calcaire indrindra njy any frantsa, ao ko bien sur ny stress sy ny tsy ampy vitamine momban'ny volo.. Biomag retsy tsara momban'ny stress raha tena be tress njy a... ary raha manana filtre momban'ny rano njy dia asivo rehefa manasa lo ihany an.. Bonne chance aky a ary nanao ahoana ilay bandy?
6. fijo ( 10/08/2005 21:54)
fa aza hadino radoko e
7. bichette ( 11/08/2005 06:48)
salut Vivi
lohahevitra efa nampidiriko teto io fa za koa mihitsambolo lava, efa ho 3 taona izay, nanandrana irony shampooing anti shute ireny nandritry ny 2 volana dia nety ihany, somary nihena ny fihitsanan'ny volo no lasa tena mafy ny volo (io kosa aloha dia azo antoka) fa tsy hitako loatra raha tena nampijanona ny fanitsanana. Mihinana forcapil za zao, traitement 2 volana izany izy ka ho hita eo na mandaitra. Nieritreritra za hoe mety tsy ampy vitamine angamba dia nanao cure naharitraritra ireny multi vitamine complet mihintsy nefa tsy hita izay vokany, mety ny rano marina angamba tsy haiko fa tsy injy irery aky no mi souffre amin'io a ! mifanampy eto tsika e
8. fasaly ( 11/08/2005 15:16)
ny ahy kou mbo mitsana tsy hitako zay fanafodiny.
9. bichette ( 11/08/2005 15:48)
ilay calcaire marina angamba wa
10. kally ( 11/08/2005 16:29)
Ary sao dia efa ela be no nanapa-bolo farany?Ny volo koa anie tokony tapahina matetitetika ihany,sao dia maina,sao tsy zakan'ny hodi-dohanao ny shampoo ampiasainao,etsetra etsetra.Raha tsy fantatra ny antony sarotra ny hanao hoe asio an'itsy na asio an'iry.
11. Veloo ( 11/08/2005 17:20)
kally a zay ko mety , mila tapahina de temps en temps ilay volo ... tsy itanareo angaha ireny hazo tapahina ireny avy lasa epais be? io ko anankiray ka.. fa bichette a marina aky io a ny calcaire ny rano no tena danje be tany dago isika ny rano tsisy calcaire knou ....Stress ko eviteo an
12. fasaly ( 11/08/2005 18:16)
raha mbola maniry alony izy tsy de danz fa raha tsy maniry tsony fa mihintsana eo de misy raha ao zay ny olona menacé na voan'ny cancer ireny mitsambolo be koa fa sady tsy maniry
13. Veloo ( 11/08/2005 18:41)
cause na cancer mampitsana volo ka.. isika retsy mbola tsy any a aza pessimiste njy an...rehefa tena tsisy kle misy chirugie mampaniry ny volo an :wink:
14. fijo ( 11/08/2005 20:45)
nareo sipa koa amin'ny fandorana volo ity"brushing"tena loza ko
15. Veloo ( 11/08/2005 20:56)
fijo a ie marina ny an'i se ka io ko facteur ray mampihitsana volo ko :-D:-D:-D
16. fijo ( 15/08/2005 21:38)
ka aza dorana intsony fa lemo indray e
17. bichette ( 22/08/2005 15:16)
za zao lay nolazaiko fa mihinana forcapil dia ohatran'ny mba tsy dé mitsana tsony fa mbola misy ihany no tsy mbola tapitra ny traitmen
18. fijo ( 22/08/2005 21:28)
aoka moa biby an,efa milay ndry izao e
19. bichette ( 23/08/2005 06:42)
fijo > in no tinao lazaina razoky
20. soamalagasy ( 23/08/2005 17:57)
[quote=vivi]

tsy ampy fer na misy micose ny volo

mihinana akia mumfer cpr ( 2 fois par jours fa nety tamiko a: )

mazotoa eh====
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1414