inona no mahatonga anireny volo mihitsana be ireny ?

21. Veloo ( 23/08/2005 18:15)
inn zany mumfer cpr zany kay? tsy mbola fantatro ndray io?
22. fijo ( 23/08/2005 20:44)
biby,efa manja be ndry izao ,fa aoka re e
23. bichette ( 24/08/2005 06:36)
fijo : angaha izy ity resaka manja sy tsy manja razoky a !
24. chipie1 ( 24/08/2005 06:43)
hihihi
25. fijo ( 24/08/2005 20:08)
fa resaka inona indray ry biby an.
26. bichette ( 02/09/2005 09:55)
fijo > resaka volo mihitsana :^) rien navoir avec lé manja :-*
27. fijo ( 04/09/2005 18:34)
kay,fa tsy manome hendrika manja ve ny volo.koa maninona ny sipa no menatra alaina sary raha vao le mifoha mikorontana volo be iny?????
ary maninona ny sipa no mandany vola be hanamboarana ny volony raha tsy hampamanja azy????????
raha ndry aloha tsy mila an'izany e,fa ny sasany kosa neny mila be mihintsy an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2535