xml atolotry ny RVG
1. hery
(
04/08/2005 11:36)
Misy xml vitsivitsy atolotry ny RadioVazoGasy.com ireto azonao hampihaingoana ny takelakao
(Ny radiovazogasy.com moa dia mandefa webradio malagasy)
Ny hira handeha : http://jean-marc.talenton.club.fr/modules/radio/templates/queue.xml
Ny hira efa nandeha : http://jean-marc.talenton.club.fr/modules/radio/templates/history.xml
Ao amin'io hira efa nandeha io no ahitana ny isan'ny mpihaino. Dia ny ligne voalohany amin'io ihany koa ny hira mandeha (current title)
Ny liens mivantana ahafahana mihaino ny radiovazogasy.com moa dia ao amin'ny http://jean-marc.talenton.club.fr/modules/radio/templates/players.html
Mankasitraka hatrany.
(Fanamarihana... ny encoding miasa dia "ISO-8859-1" fa tsy voapetraka.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.189