SIDA

1. zefalah
(
05/08/2005 16:58)
inona no zavatra atao mba ialana @ sida?
satria efa tsy misy fanafody iany.. de inona no atao mba elana @ io aretina mafaty io?

novalian'i xxx ny 04/10/2005 09:23

2. fasaly
(
05/08/2005 17:29)
aza manao firaisana mintsy alony mandram-pahitàna ny vaksiny contre ny sida.... sao de lay olona niaraka taminao ny hi annoncer anao hoe tafafindra any aminao ny virus-ko ry le dada...

3. maditra
(
05/08/2005 21:07)
Manaova teste alongany vao manao mariage raha mbola tsy marie dia doubler ny kapaoty rehefa manao firaisana amin'olona tsy azo antoka, atao triple na quadriple raha ilaina rehefa tena tsy azoazo ilay olona.:-D Izay angambany e. :-D

5. lilbon
(
06/08/2005 04:27)
raha tsy te ho voan'ny sida enao ry zefa de tapaho teo io ah!:-D:-D:-Dmou rah tsy zany de aza ampiasaina mintss fa na kapoty aza njai2 tsy maharo an'io:wink:=))=))=))=))

6. cutie
(
06/08/2005 04:52)
mahagaga tokoa we manin aza tsy misy fanafody ny aretina sida e. :roll::roll::roll:

8. fasaly
(
06/08/2005 09:31)
cutie:
mbola eo ampikarohana foana aky a! fa ny ralentissement ny évolution n'ny sida no misy fanaofody, izany hoe raha fantantra fa misy virus ilay olona dia afaka mihinana fanafody mba hahalava kokoa ny andro ihainana kely sisa de mbola afaka mi profite maximum alohan'ilay fotoana e!
aza tratra ihany alony e! aleo mampiasa satroka marina tokoa na atao efa-tsosona any aza araka ny filazan'i maditra etsy ambony. Fa ireny satroka ireny koa indraindray mora tritra de eo no raisina e!

10. zefalah
(
09/08/2005 23:45)
za alo hiarotena e...marina e ..tsy hijangajanga tsony za..otran'reny t@ talo reny..so voa eo ko!

12. diamondra27
(
10/08/2005 10:54)
mba fantatrao ve lou oe inon daolo ny ahazoana sida?
- ra: raha misy ratra enao ka mifampikasoka @ olona manana sida de mazava oazy fa ho voa, zany oe: oh manana aphte enao de manao fellation na cunni, na koa oe maratra oh ny tananao de le olona voa sida koa maratra de iny nareo mifampikasoka iny de voa enao.seringue de toxicomane,
- borosy nify koa satria n1 1 de mandera ny hihy refa miborosy nify.
- firaisana ara-nofo: mazava oazy refa alefany aminao ny azy
Ny piscine tsy voa enao satria efa misy produits mamono ny biby
Ny olona mivarotra toy ny boucher ra maratra aza izy ka eo @ hena le rany (tsy fantatra zany) de tsy voa satria ny virus de tsy mivelona raha vao à l'air fa contact mivantana ihany
refa misy maratra fotsiny enao zany de tokony hitandrina (pansement) sy tsy miray ( indisposé = iray folo mametraka) na koa hoe hemorragie any @ le trou
- de refa nanao test enao de tokony tsy hiray lou mandritra ny 6 mois satri ny valiny mety hgoe négatif kanefa après 6mois iny mety hiova de assué-o tsara zany oe tena claire za 'ty
bon courage

14. lenaivo
(
24/08/2005 07:01)
Misaotra betsaka antsika rehetra liana amin'ity resaka SIDA ity.
Izaho aloha dia isan'ireo olona miana miaraka amin'ireo olona mitondra io VIH io aty Madagasikara e, ka ity mba misy zavatra kely ho lazaiko izay mety hisokafan'ny adi hevitra raha ilaina, alefako tsikelikely anefa ny zavatra:
1- Ny VIH dia tsy manao afatsy zavatra tokana ihany rehefa ao anaty vatana dia ny famonoany tsikelikely ny hery fiarovana na ny CD4 izany, izany famonoana izany dia taony miandalana fa tsy hoe miditra ao izy androany dia rahampitso dia maty daholo ireo hery fiarovana ireo.
Fehiny: tsy mikasika ny fahasalamanao mihitsy izy mandritra ny fotoana na taona maro
Izay aloha ny androany fa tohizako rahampitso ary raha misy fanontaniana dia apetraho
Veloma indray ry namana rehetra

16. deghany
(
30/08/2005 12:20)
lilbon:
raha tsy te ho voan'ny sida enao ry zefa de tapaho teo io ah!:-D:-D:-Dmou rah tsy zany de aza ampiasaina mintss fa na kapoty aza njai2 tsy maharo an'io:wink:=))=))=))=))
na apiasao ny tanana refa te ho eo kely!=))=))=))=))

17. deghany
(
30/08/2005 12:21)
lilbon:
raha tsy te ho voan'ny sida enao ry zefa de tapaho teo io ah!:-D:-D:-Dmou rah tsy zany de aza ampiasaina mintss fa na kapoty aza njai2 tsy maharo an'io:wink:=))=))=))=))
na apiasao ny tanana refa te ho eo kely!=))=))=))=))

18. deghany
(
30/08/2005 12:22)