SIDA

21. ponita ( 30/09/2005 13:17)
lenaivo>>>>< inona ny ataoanareo amin'ny mpivaron-tena voan'ny sida?
22. xxx ( 04/10/2005 09:23)
de nareo tokoa ve ry reto dia mino fa ny fanaovana préservatif de tsy ahatafafindra mihitsy ny aretina? Izaho tsy katôlika fa mahalasa saina ahy ihany matoa ny ray aman-dreny ara-panahy toa an'i Cardinal Armand Razafindratandra nilaza fa tsy maha aro ny fanaovana fimailo. Ny molekiolan'ny rano izay kely indrindra no hany afaka mandalo ny filtre vita @ bakoly (porcelaine)nefa ny mahagàga de io virus SIDA io afaka miampita tsara @ io filtre en porcelaine io. Ny virus SIDA izay lehibe lavitra noho ny môlekiolan'ny rano...de hevero @ izany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2258