rugby

1. zefalah ( 05/08/2005 16:52)
sika gasy dia manao tsino-sinona ny rugby.
zany hoe efa taty aorina vao voakarakara ty taranja ty..ka hoy aho hoe: aona mo raha avoazina daholo reo Ecole de Rugby ao madagascar reo? ary reo iany no ofanina dia atao manao national..zany hoe solotena sika..refa atsy ho atsy..tsy rugby rery zany.foot ko
ka le zavatra tena tiako lazaina de ty.
moa ve tsy mety reo mpitondra ambony reo raha tsy mihinana,ary tsy mety ve ra mba mihinana kely ry zareo mba apandrosona ny firenena?
novalian'i bainakely ny 12/09/2005 09:29
2. maditra ( 05/08/2005 21:10)
Fa angaha rehefa atonta any amin'ny rugby sy foot ny vola rehetra dia handroso i Madagasikara:?: :!:
3. ravatorano ( 11/08/2005 12:08)
maditra
4. fijo ( 15/08/2005 21:50)
le politika tsy mbola any,fa mbola izay hampandroso ny vahoaka aloha e.
5. bainakely ( 12/09/2005 09:29)
maditra:

Fa angaha rehefa atonta any amin'ny rugby sy foot ny vola rehetra dia handroso i Madagasikara:?: :!:


lety zany koa hita mihitsy hoe tsy panao spaoro sady miavonavotay kleaza

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2618