sika gasy dia manao tsino-sinona ny rugby.
zany hoe efa taty aorina vao voakarakara ty taranja ty..ka hoy aho hoe: aona mo raha avoazina daholo reo Ecole de Rugby ao madagascar reo? ary reo iany no ofanina dia atao manao national..zany hoe solotena sika..refa atsy ho atsy..tsy rugby rery zany.foot ko
ka le zavatra tena tiako lazaina de ty.
moa ve tsy mety reo mpitondra ambony reo raha tsy mihinana,ary tsy mety ve ra mba mihinana kely ry zareo mba apandrosona ny firenena?