aza manao an'io

1. zefalah ( 05/08/2005 16:56)
fa inona reto mifampihinana reto e.
refa ny ambany zany no manao affair kely de gajaina
fa refa ny ambony dia tsy gajaina?
zany ve de rariny?
hoy ny lalana zay manao affair maizina dia ho tsaraina..ka inona no antony tsy hitsarana reo ambony reo refa mba manao affair ry zareo?
za ze ambany iany no hoanina ...aiza ny lalana e?
zany ve de rariny?
ny ratsy aratsina fa ze tsara kosa atsaraina atrany.
novalian'i fijo ny 16/08/2005 22:30
2. fasaly ( 05/08/2005 18:07)
refa manao affaire de aza atao misy mahita sy mahafantatra fotsiny e! discret ihany fa tsy misy mahita sy mahalala io e!
3. lilbon ( 06/08/2005 04:41)
zefalah>
izany no fiainana letsy a!
ny olom-belona de tia tena daholo,saingy ao ny tia tena matanjaka :twisted:de ao ny tsy afaka manao tia tena:x:( ,de ao ny tia tena fa osa !:cry::oops:
ny ankamaroan'ny olona de tia tena fa osa satria poretin'ny matangatsa!de ao kou ny mihatsara -velatsihy8):^)
olana tsy ho afaka mandrakizay eto an-tany io e!
:-o:-o
4. ainaheri ( 07/08/2005 08:13)
Adala izay tsy tia ny tenany,ary na iza na iza izay milaza fa mpanaja lalàna fatratra dia ireo mpitondra sy ny manampahefana no lazaiko eto,dia ireo no tena mpangalatra na aiza zany na aiza,dia maninona hoy ianao ny mpanao afera kely no gadraina?? Ny antony satria anafenana ny ratsy nataon'ny ngeza dia ny kely no gadraina ,d nalefa any daholo fa izy no nihinana ilay vary iray vilany teo,dia tsy misy manana ahiahy @lay tremalahy refaveo.Underlined textBold text
5. fijo ( 10/08/2005 21:44)
ka izany ny fiainana ko.mba miezaha koa hatanjaka dia tsy voasazy.
6. zefalah ( 13/08/2005 14:11)
fiainan'ny biby ne-sika.
ny be mihinana ny kely..ny kely mihinana ny kely no izy.:oops:
7. fijo ( 16/08/2005 22:30)
izay no izy ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1532