Puissance Catch
1. DotMG
(
05/08/2005 12:54)
Taorian' ny fahombiazana miezinezina azon' ny fandaharana Puissance Catch tao amin' ny fahitalavitra (RTL9 ohatra misy azy io, dia alefan' ny TV Plus aty Mada isaky ny sabotsy hariva),dia nanapa-kevitra ny mpiandraikitra ny fandaharana ao amin' ny onjam-peo Radio Tana fa hotantaraina mivantana amin' ny onjam-peo koa ity lalao be mpankafy ity. Dia i Lanto Razafindralambo moa no tia Catch indrindra amin' ireo mpiasa ao ka dia izy no voatendry hitantara. Saingy ny olana kely dia diso mankafy mijery ny lalao sy ny ambiansa loatra Ikala, hany ka resin' ny fihetseham-pony ny teksta tokony holazaina :
Kay, marary izany!
Hmmmm
Oôôôyyyyyyy
Kay kay kay kay
Izay kosa koa
Hmmmm
Ie
Ie
Hoatr' izay mihitsy
Tsara iny
Très bien
Ao
Ieeee
(Tamin' ireo andalana efatra voalohany dia resy i Batista, fa avy eo nataony nahamay kosa i Triple H, i Lanto moa fanina @ Batista...)

novalian'i Veloo ny 02/09/2005 17:41
3. lanto
(
07/08/2005 11:27)
:-D Raha manokatra radio eny antenantenany izany dia tsy misy hahalalana mihitsy hoe catch ange ity resahina ity, fa tsy .....
4. fasaly
(
07/08/2005 14:52)
lanto:
de fanina mintsy hoe fa inona aza izao ataon'ny mpiasan'ny radio izao???? fa de mifamono sa mifaninona:-D:-D:-D
de fanina mintsy hoe fa inona aza izao ataon'ny mpiasan'ny radio izao???? fa de mifamono sa mifaninona:-D:-D:-D
6. lanto
(
07/08/2005 20:41)
fasaly> heverin'ny mpihaino fa hoe mifampitolona hihihi hay mijery oul mifampitolona :p
8. notron
(
08/08/2005 13:55)
Zany ve tsy mitovitovy @ le olona avy niady dia mitantara ny fandreseny hoe :
Vao nanomboka ny ady dia lavony ambany aho
Nihodina kely dia lasa teo amboniko indray izy,
Nivadika indray ka nivandravandra ery izy nijery ahy eo ambaniny eo.
Mbola niodina ihany ka mba ny lamosiko indray no t@ tany.
Nony farany dia fifandona ny kibonay ka raha tsy nisy nanasaraka efa matiko teo iny

15. Mariano
(
20/08/2005 16:19)
Milay be letie, asio hafahafa indray. Ary mba X hono misy mitantara de ahoana?
17. nambix
(
25/08/2005 13:25)
:*:*:*:*tsra kosa izany knoo!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!hi hi hi hi hi hi hi ha ha ha ha ha ha=))=))=))=))=))=))=))ha ve ka nifampitolona e jereo ary ity :*:*:*=((:-*:-*:-*