Sakafom-panambadiana

1. Oully ( 26/07/2005 21:01)
Inona avy no sakafo maha-malagasy tokony ho hita ao anaty fetim-panambadiana?
répondu par palince le 21/09/2005 14:27
2. booboo ( 27/07/2005 05:44)
euh...koba ?
3. sonwin ( 27/07/2005 06:18)
vary sy laoka
4. bichette ( 27/07/2005 06:24)
oully > sali njy, ela aky zay ka !
henakisoa sy vorona no fatao matetika raha laoka
5. sipagasy ( 27/07/2005 07:59)
mmhhhh hisy atao raharaha nga any wany??? hihih
6. bichette ( 27/07/2005 08:30)
sipagasy > dé àsa aky izy ity a ! misy hatao raharaha marina angamba :wink:
7. mananja ( 27/07/2005 13:04)
Tonga d vary sy loaka tsotra fotsiny eh! toy ny akoho sy hanakisoa ohatra, sa ahoana hoy ianareo!
8. fasaly ( 27/07/2005 16:31)
ny gateau tsy hadino mmmmhhhh!ny ahy iny ihany ka!
9. Samoana ( 27/07/2005 16:52)
Azo atao daholo ankoatry ny ravintoto na ny tsaramax:D. Matetika aloha akoho amam-borona no fanao e . Atao ritra fa tsy matavy loatra satria natokana ho @ famadihana ny " vary bemenaka "
Dia mirary soa akia ry oully ahazo 7là 7vavy a ! hihi
10. kairah ( 28/07/2005 06:23)
raha mariazy atao menu royale aloha dia tokony hisy sesika dia vary sy tantely ...
bon raha manome toro-hevitra za dia mandeha mijery menu any à reny restaurant specialité malgache reny fa eny no tena mahafantatra momba an'izany na mividiana an'lay boki'ny marriette Andrianjaka iny e !!! misy tena sakafo gasy tsara ao:wink:
11. Iriniaina ( 28/07/2005 11:04)
lasary voatabia aza hadino
12. Oully ( 28/07/2005 13:05)
sipagasy> efa iny tamin'ny asabotsy iny anie eh! fa hanomanana ny lisitra manaraka indray:roll:
Misaotra anareo amin'ny toro-hevitra eh
Mitady an'io bokin'i Mariette Andrianjaka io mihitsy aho fa aiza no mety ahitana?
13. Ralay ( 28/07/2005 16:08)
Hummm bizz njy , tena ela marina izany sa nikotrika ny raharaha ve:lol:. Aza hadino ny invitation-ko fa ny ahy zay eo dia laniko avokoa e sady zah tsy mahay manao sakafo fa mahay mihinana:b Dia rovina izany ilay daty sy toerana e.
14. Samoana ( 28/07/2005 16:10)
Ary inona ny sakafo t@ nen'lisany Ralay ?!!:lol:
15. xxx ( 28/07/2005 17:27)
vorivori-kena
voanjobory sy henakisoa
vorotsiloza
mariazy nadehanako no nahitako an\'ireo, raha mba haka hevitra e
16. bichette ( 29/07/2005 06:24)
sambosa sy lasary ny entrée froid
bouchée à la reine entrée chaud
fanakoho sy vary @ lovia isan'olona avy dia misy ro mazava kely sy lasary voatabia
salade de fruit
gateau
17. booboo ( 29/07/2005 07:26)
dé misy koba beeee isan-databatra (tsy matiko lolo mitsy iny raha iraika iny lé)
18. mandrindra ( 29/07/2005 09:55)
fa naninona ry booboo?
19. booboo ( 29/07/2005 10:24)
tsara lôtra kouh ! sady tsy ary fahitako mitsy
20. fasaly ( 29/07/2005 11:22)
BOOBOO:
ndry kou ngah tia koba beeee! mitovy zany tsika sa koba in izany????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2079