Sakafom-panambadiana
21. chipie1
(
29/07/2005 12:05)
le koba misy voanjo be eo afovoany ve ? nena le eo ampovoany iany no hoaniko amininy hihihi
22. bichette
(
29/07/2005 12:23)
ilay koba voanjo ve izany e ? lé lava be iny dia vidina par tranche sa ilay koba ndravina, ao anaty ravin'akondro mandeha tsirairay hi hi hi hi !!!!!!
23. booboo
(
29/07/2005 12:58)
ié lé koba misy voanjo eo ampovoany iny dé lé lava beeee reny (tsy ilay koba mandeha tsirairay kah). Nenà koa ilay ampovoany ihany no fihinako hihihihihihi
27. booboo
(
29/07/2005 14:03)
lany fotoana fotsiny nefa tokony ankafizana lé ampovoany ny fotoana hinana an'iny :°)
28. mandrindra
(
29/07/2005 14:15)
nareo kosa kay maika ny hisikotra ny ampovoany ko.
Aza de manao an'izany fa tsary mety anga !!
Aza de manao an'izany fa tsary mety anga !!
29. bichette
(
29/07/2005 14:51)
sady lasa vokin'ilay sisiny koa dé tsy maka tsirony ilay ampovoany intsony
booboo > aza adino ny manao tatitra ilay fihaonana an ! :-*
booboo > aza adino ny manao tatitra ilay fihaonana an ! :-*
30. mandrindra
(
29/07/2005 15:26)
bichette, dia antonony no alaina amin'izay lany daholo dia tsy misy ariana ka.
31. Oully
(
02/08/2005 04:53)
Lasa-resa-koba ilay izy ka raikitra zany fa koba no atao mofomamy. Dia eo amin'ilay ampivoany tianareo no asiana ny sarin'ny mpivady!!!!
ralay> njiko indray tsy adino fa matahotra aho fa sao miandry ny tsy ho avy eo fotsiny bizzz !!
ralay> njiko indray tsy adino fa matahotra aho fa sao miandry ny tsy ho avy eo fotsiny bizzz !!
32. sipagasy
(
03/08/2005 17:36)
tssss oully fa nahoana ny hoe miandry ny tsy ho avy e!!!! efa dodona ihany izahay ho any kannn sa tsy izany ralay???
34. lanto
(
17/08/2005 18:57)
hihihi
Navadik'i fijo indray ny resaka ! Ny olona hanambady koa lazainao hamadika ! Raha famadihana ve ry fijo tsy vary bemenaka dia vita ?
Navadik'i fijo indray ny resaka ! Ny olona hanambady koa lazainao hamadika ! Raha famadihana ve ry fijo tsy vary bemenaka dia vita ?