HEVITRY NY PSEUDO

1. johns ( 26/07/2005 13:23)
Tairo hoe mba asiana dinika kely ny fandraisan-tsika ny hevitry ny pseudo.
Oh:
xxx: ve tena mpijery film X be. dia menatra dia tsy sahy mametaka
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:23
2. booboo ( 26/07/2005 13:38)
mametaka inona ? teha-maina ve ?
3. isrine ( 26/07/2005 13:49)
johns: mety anglisy ny dadaben'i ranamana.
4. sonwin ( 26/07/2005 13:56)
isrine: vao mahita anao za dia ohatran mahita anaram-panafody..miafara amin'ny .."ine"
booboo moa mazava loatra boum boum crack
johns havan'i Jhonny Walker angamba
5. fasaly ( 26/07/2005 14:17)
sonwin: otsan'ny hametraka fanontaniana hoe sao de in?
6. STONG ( 26/07/2005 18:36)
fasaly:otsan'ny hoe olona mahia kely zany,(fasalin'olona)=))=))
7. fasaly ( 26/07/2005 20:08)
zany ve? ny STONG ndray otsan'ny hoe fanalavàna ny STATION GARE;
8. fijo ( 26/07/2005 20:25)
tsong avy dia hoe olona kely firatan'ny maso izany ka
9. ainaheri ( 27/07/2005 07:34)
manalazy zany an....
10. xxx ( 27/07/2005 09:35)
tsy hiteny za, fa aleoko misiky:D
11. johns ( 27/07/2005 11:41)
Inona izany fasalin'olona?
ainaheri. tena tia kotrana be angamba nareo eh. dia enforme be sady manan'aina no be hery.
12. isrine ( 27/07/2005 13:38)
fijo, avy @ ilay hoe fi, mankafy.
sonwin: ny isrine ve zany dia mety hoe nivakinina , klorokinina, zany hoe mangidy. tandremo fa mangidy tokoa anie aho e.
13. fijo ( 27/07/2005 20:15)
isrine tsy misy mangidy tsy andramana ka
14. doris ( 28/07/2005 18:27)
fa inona indray izany tsy misy tsy mangidy tsy andramana izany?
ny fahitako ny hoe fijo indray dia : fi - jo, mety hoe mpankafy joba zany .
ny XXX indray dia toy ny kintana 3 any amin'ny hotely.
doris: dia d'or + is , tsy ratsy an.
15. fijo ( 28/07/2005 21:15)
za aloha mankafy jo e.zavakanto naturaly kosa ireny ko
16. bichette ( 29/07/2005 06:35)
johns : ohatran'ny hoe american be sy ilay tena mahery (indiana johns):°)
isrine : anarampanafody marina, ohatran'ny karazana antibiotika angamba (pelisiline, ...isrine ...);-)
booboo : raha vao misy zavatra kely dia """ouin ouin !!!! bôbô .......; bôbô za neny a ! " (vazivazy ):wink:
xxx : efa nolzainny namana, tia mi X X :-D
fijo : manka-FI joba hono
sonwin : fanafoezana ny hoe "sao dé oainina eo "
.../...
17. mandrindra ( 29/07/2005 08:48)
sonwin : feon'ny fandresena
booboo : sao dia tsefotsefotra zazakely :D
fijo : Fahalalana Ifotony ny Jerin'Olona
fasaly : fa saly rahoviana no ahita an'i harry

18. ari.malala ( 29/07/2005 11:37)
:) mandrindra zany zao ôtrany we mpandamina b zany nefa hay ol be aniany be!:)
19. chipie1 ( 29/07/2005 12:00)
le ari.malala zao malala.tsaina be , ary mety ho marina io :-D
20. mandrindra ( 29/07/2005 12:39)
fa angaha izaho misaritaka eto ry ari.malala, za nge tsy mananihany fa ny zavamisy ihany no laziko eto e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4019