HEVITRY NY PSEUDO
21. ari.malala
(
29/07/2005 13:20)
mandrindra, za nga niteny we enao misaritaka? za ary niteny we mpandamina ko! :) enao tsy mahazo resaka! :)
23. chipie1
(
29/07/2005 13:35)
ari.malala a! mila précizena be aminy i mandrindra zany hono fa tsy oatsohatsa fotsiny :lol:
25. ari.malala
(
29/07/2005 13:41)
hay mandrindra zany olona mpandamina be fa tsy misaritaka ê! d olona mpananihany be mintsy ! ;):P
29. bichette
(
29/07/2005 14:54)
mandrindra > :-D mpandamina zany enao no sady carré no be hanihany no mamoaka ny marina foana, tellement marina ka mampimé indraindray :-*
30. mandrindra
(
29/07/2005 15:36)
an an an, izaho tsy carré ka, mety hoe bekibo fa sady misy tongotra roa , tanana roa, loha iray.... :D fa miezaka fotsiny mba hisian'ny filaminana e, izany dia tao anatin'ny fifalina, tsiky sy hehy lalandava. Fa misaotra anreo aloha e.
31. johns
(
01/08/2005 12:06)
bichette> tena mety tia bisky be mihitsy ianao an.
Koa raha samy misy be daholo dia ny an'i Dadabe izany tonga dia mazava.
Koa raha samy misy be daholo dia ny an'i Dadabe izany tonga dia mazava.
35. fijo
(
01/08/2005 21:58)
za hoe maninona ry mandrindra an?
bichette,hoatry ny hoe ankizy mihantahanta izany.
ari malala;toa hoe olona tia be izany.
bichette,hoatry ny hoe ankizy mihantahanta izany.
ari malala;toa hoe olona tia be izany.