ny asa ho avy

1. cielbleu ( 25/07/2005 18:11)
aty France ny asa tena mandeha sy be mpandray ny dia ny mikarakara be antitra
répondu par xxx le 06/08/2005 10:03
2. rahely ( 26/07/2005 04:58)
Zany?mba omeo sopapa @ zany ary e
3. mpanakiana ( 26/07/2005 06:34)
Fa raha misy an'zany maninona no mbola midangana
ihany ny chom ao sa ho an'ny tsy misy paps zany???
4. lantokely ( 26/07/2005 08:12)
ka ireo tsy an'asa ireo anie ka mandray vola, ary mifidifidy asa atao.
5. sipagasy ( 26/07/2005 09:00)
marina mihintsy izany ry lantokely hihih ary izao koa anie e!! na de tsy misy paps aza enao mahita asa foana ary tena mandroaka vola mihintsy avy eo raha mahay tsara e!!!!io tsy misy izany hoe mifidy izany e!!! ny tompon'tany ny tokony hifidy de izay vonona kosa mandray izay misy eo e!!! amiko aloha tsy misy lokony ny vola e!!! ny vola irany ihany ny anarany raha aty frantsa dia ny euros io e!!!!!
6. xxx ( 06/08/2005 10:03)
Ny mitaiza zaza koa e ! ilay hoe nounou agrée. Maro ny vehivavy rehefa manan-janaka na rehefa mahazohazo taona ka manana trano malaladalaka no mifidy an'io, dia sady miasa no ao an-trano e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6861