Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Rambofrau ( 18/07/2005 15:07)
Ahoana ny tokony atao mba.......
hitsinjovana an'ireo vhv bevohoka mba tsy ho tratran'ny fausse couche????? Fa inona marina ny mahatonga azy io eh?????? misokatra ny adihevitra... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:55
lilbon ( 18/07/2005 13:18)
ahoana no fisehon'ny fitiavan-tena
hono wa amintsika inona mou le fitiavan-tena ? de ahoana no atao we fitiavan-tena ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/07/2005 17:54
lilbon ( 18/07/2005 13:18)
ahoana no fisehon'ny fitiavan-tena
hono wa amintsika inona mou le fitiavan-tena ? de ahoana no atao we fitiavan-tena ?... tohiny
ari.malala ( 18/07/2005 13:06)
mety ho sanatria kyste ve?
mba mangataka fanazavana azafady fa zao le cas mitranga, tsy tonga ny fotoana nefa manao signe ohatrany ho avy zany, marary b ny bas ventre sady mamatovato ny nono. EFa mparary refa tonga fotoana (rè... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2005 22:33
rdjr ( 18/07/2005 12:32)
fanovana raha...
Maninona raha ovaina ny lohatenin'ity lohahevitra ity e? Tsy atao hoe fitiavana, satria ny zavatra rehefa atao dia @ fitiavana avokoa. Diso ve ny tenaka raha milaza hoe malalaka loatra io lohahevitr... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:07
rdjr ( 18/07/2005 12:25)
rahoviana?
Rahoviana marina isika malagasy ity vao hivoaka ao anatin'ny fahantrana e!... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:21
Herytae ( 18/07/2005 12:23)
Sao misy trano ahofa anaovana vacances kely fotsiny...
Te hitondra ny ankizy hanao vacances any @ côtes (mahajanga, toamasina, foulpointe, sainte-marie), fa mila trano mba hivantanana raha misy mampanofa e! eo @ 15 à 30 jours eo pour moi d'aout izao. mb... tohiny
novalian'i pompon ny 28/08/2015 05:49
rdjr ( 18/07/2005 12:21)
Poopy sy bodo
Iza aminareo ato @ namana no efa hoe manana ny rakikiran'izy roa feno, izany hoe manana azy rehetra? Iza no ankafizinao kokoa i poopy sa i bodo?... tohiny
novalian'i nounoum ny 26/09/2005 13:25
moramora ( 18/07/2005 08:59)
manahirana
[center]Centered text[/center] Aminareo inona no atao hoe fiainana? Rehefa aoriana lazaiko ny hevitro; Mazotoa moramora. ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 21:08
Xmarty ( 18/07/2005 08:35)
Ary iza indray no mino an'ANGE OU DEMON de Dan Brown?
Ange sa Demon marina ve ny Vatican io sa ahoana fa misy confusion indray ity e!!!!Le pape ve intermédière sa Andriamnitra no ivavahan'ny olona sady manao fanatisme(izay tsy mety ao anatin'ny Baiboly... tohiny
novalian'i sonwin ny 19/07/2005 14:16
naritsimba ( 18/07/2005 05:38)
FAMPISEHOANA RINDRA-KIRA ARA-PILAZANTSARA
Miarahaba antsika namana rehetra! Hisy fampisehoana izay atao indray @ [b]Alahady 7 Août 2005[/b] izao ka anasana antsika namana rehetra. Rindra-kira ara-pilazantsara izy io ka atao eny @ [b]FJKM... tohiny
novalian'i estine ny 04/10/2005 13:28
Xmarty ( 17/07/2005 19:05)
Iza aminareo no mino an'I Da Vinci Code de Dan Brown?
Iza Amin'intsinka no mino an'io boky Da vinci Code io satria ahitako zavatra mety vrai aho ka tsy fantatro ny tena mairna.Best Seller io nefa very ny saiko.:?::idea:... tohiny
novalian'i bichette ny 02/08/2005 14:05
isrine ( 17/07/2005 09:02)
persil % voasary ( orange)
Ny persil hono no ahitana vit C bebe kokoa noho ny orange? ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 21:52
fasaly ( 16/07/2005 10:18)
nosy madagasikara
tsy haiko, i madagasikara ve anisan'ny firenena "surpeuplés" e! satria raha ampitahaina amy olon'ny europe ny ankohonana iray dia, ny ankohonana europeana zaza iray roa de ampy fa ny an'ny ankohona... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:36
Mifenty ( 16/07/2005 08:13)
Fivavahana = virja sy tsy virja
Lasa ady hevitra atsy le oe daba sy siny . Lava loatra anefa ilay fanazavana sasany ka indraindary tsy voavaky ary adino no tena vontoatiny. Eto ndray dia mba atao fohifohy isaky ny fidirana ary... tohiny
novalian'i scorpion ny 24/07/2005 08:38
rdjr ( 16/07/2005 07:33)
film
Tsara ve ny film miompana @ fiankatiavana eo @ lahy sy ny vavy? Tsy VA IO an! Mety ny firy isan-joton'ny olona fantatrao no mankafia izany. ... tohiny
novalian'i TIAVAZO ny 08/09/2005 05:54
xxx ( 15/07/2005 15:24)
teny malagasy
ahoana kay ny hevitrareo ny amin'ny fanagasiana fahatany ny teny frantsay? raha misy voambolana malagasy mahasoloazy ve tsy aleo io no ampiasaina toa izay managasigasy! ohatra ny hoe "club" izao ata... tohiny
novalian'i fasaly ny 17/07/2005 19:18
rdjr ( 15/07/2005 12:39)
vehivavy
Iza ary no betsaka ny vehivavy bory volo sa ny vehivavy lava volo?... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2005 20:24
jentilisa ( 15/07/2005 11:26)
Inona no ilàna fivavahana?
Zavatra tsotra tahaka izay no anontaniako anareo mba hahalalanareo tsirairay avy ny toerana misy anareo ao amin'ny fivavahana. Tsy mifidy io na kristiana na silamo na nentin-drazana na bodisma na inon... tohiny
novalian'i marozevo ny 16/08/2005 15:44
ralench ( 15/07/2005 06:25)
Mionona @izay ananana
Melohiko manokana ny olona mampirafy na lahy na vavy satria matoa miaraka @olona dia safidy izay! Inona moa ny tanjona tiana ho tratra raha mifindrafindra olo-tiana? Tsy aleo ve manatsara ny efa mis... tohiny
novalian'i bbn ny 08/08/2005 11:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.1734