teny malagasy

1. xxx ( 15/07/2005 15:24)
ahoana kay ny hevitrareo ny amin'ny fanagasiana fahatany ny teny frantsay?
raha misy voambolana malagasy mahasoloazy ve tsy aleo io no ampiasaina toa izay managasigasy!
ohatra ny hoe "club" izao ataon'ny mpanao gazety hoe "klioba" nefa mety mahasolo io ny hoe TARIKA .
sa ahoana ny hevitrareo?
novalian'i fasaly ny 17/07/2005 19:18
2. kally ( 15/07/2005 15:29)
Ohatra t@ vaovaon'ny ady baolina kitra fahiny dia hoe nandresy ny tarika "club M".
Sa mananihany ve izany?
3. fasaly ( 15/07/2005 16:09)
de raha nataoko ny analizy de mba tsy ho hafahafa ve lay hoe "clubM" = tarikaM?????
4. kally ( 16/07/2005 07:19)
Saingy analizy kosa ve tsy fandalinana?
5. vancleef ( 16/07/2005 09:19)
Dia ahoana izany no handikana ny hoe :
il a emmené ses clubs de golf au Golf Club
Club privé
Club d\'investissement
Club des Jacobins
Cravate club
Tena mba diso ilay ohatra nalain\'i xxx satria tarika dia zavatra hafa tsy club mihintsy. Ohatra Lolo sy ny tariny.
kally>analyse d\'urine izany fandalinan\'amany
6. kally ( 16/07/2005 15:34)
vancleef> ny analizy nolazaini Fasaly eto rehefa nfandinihina.Fa arakaraky ny sehatra ampiasàna azy io.
analyse = fandalinana na fandinihina na fanadihadiana raha hevitra no resahina.
Raha analyse (voambolan'ny fahasalamana) dia fitiliana.fitiliana rà na fitiliana amany e!
Sô tsy eken'i Vancleef izany?
7. fasaly ( 17/07/2005 19:13)
ka nandalina indrindra ilay hoe tarika=club
de lay hoe cluM de hafahafa be lay hoe tarika M, otran'ny hoe tarika MAHALEO TAMPOKA;
8. fasaly ( 17/07/2005 19:18)
CLUB PRIVE ZANY AZO ATAO HOE TARIKA PRIVE

KALlY:mety daholo ireo hevitry ny analizy ireo samy manana ny hevitra ny mitondra azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2819