Iza aminareo no mino an'I Da Vinci Code de Dan Brown?

1. Xmarty ( 17/07/2005 19:05)
Iza Amin'intsinka no mino an'io boky Da vinci Code io satria ahitako zavatra mety vrai aho ka tsy fantatro ny tena mairna.Best Seller io nefa very ny saiko.:?::idea:
novalian'i bichette ny 02/08/2005 14:05
2. sonwin ( 17/07/2005 19:33)
inona zany dia iza io?
3. booboo ( 17/07/2005 20:02)
bof ! roman ôtra ny retra ihany io boky io. sady mpanoratra kalaza koa i D. Brown. Fa hamarino aby ange ny raha historiques ao fa diso aby ny ankamroan'ny daty (tsy mifanentana @ événements tena nisy ). Zay no maha roman ôtra ny roman hafa io boky io saingy hoe any @ sujet tena mahaliana ny kil no notrandrahany dé roboka mino aby zay tsy mahay maka recul tsara refa avy mamaky!!!
4. kally ( 18/07/2005 06:42)
Mitovy hevitra @ Booboo:*
5. Mifenty ( 18/07/2005 07:58)

Boky koa ve dia inoana eh.

Otrany manontany enao oe iza no mino ny Ikotofetsy sy Imahakà kle.

Tantara otrany tantara retra iany io koa, ra mamaky stephen king ve enao de mino ny dead zone retra kou.

Mba culture fotsiny reny razoky ah.

De aveo kou misy milaza fa Pd Jesoa dia hino koa ve ianao???

Ny ahy kousa lou de zé voasoratra ao am Baiboly iany no ekeko fa zé lazain là any tsy rarahako na oe inn a innn.
6. Xmarty ( 18/07/2005 08:22)
Marina fa boky ary marina fa roman fa tsy midika hoe diso ny fisehon' ireo vehivevy roa tao anaty lakana avy egypta (Mety marie Madelaine sy Sarah)sady any partie la frantsa,misy ireo toerana mivavaka amin'ireo vehivavy roa tonga tao ilay teorana.
misy confusion ihany le izy aloha e!!!nefa misy koa ny zavatra diso hita ao amin'ilay boky.:idea::?:
7. Mifenty ( 18/07/2005 09:44)


refaveo ndary hoà anoratra boky i Dan Brown mitondra ny loateny oe "la sainte et la pute" de vidio de tantarao ato koa eh.

Confusion aona fa zay mitsy no tadiaviny kou
8. bichette ( 02/08/2005 14:05)
za koa manao hoe boky roman fotsiny io. za zao afaka miteny hoe : nisy ho lehilahy iray atao hoe ravalo dia nisy koa bandy atao hoe tsiraka dia mpinamana be izy ireo dia samy te hiadana dia samy te ho prezida ......
dia somary kalina amin'ny zava misy sns dia lasa hoe tena marina io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6289