Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
conny ( 14/07/2005 20:25)
fantatrao ve ny olona tia anao?
Mahagaga ahy izy io matetika satria misy olona miteny mihintsy fa hoe: tia azy hono ilay sipa nefa ,mbola tsy misy fifamatorana sy fizahan-toetra akaiky akory teo @ izy roa fa andro iray nifano... suite
répondu par texam le 01/09/2005 12:09
xxx ( 14/07/2005 19:18)
izaho dia midobodoboka foana ny foko
salut daholo ô! izaho rehefa reraka n... suite
répondu par ttittie le 25/09/2005 16:58
cosabuena ( 14/07/2005 18:00)
Gasy aty Amérique Centrale
Zá te hahafantatra raha ohatra ka mba misy gasy mipetraka aty Amérique Centrale (Guatemala, Honduras, El Salvador, Nicaragua ary Panama). Manoarata e. Omega Dera avy aty Nicaragua.... suite
répondu par Veloo le 30/08/2005 13:51
jhouhlambout ( 14/07/2005 10:15)
fampirafesana, pour ou contre?
Toa feno resaka fampirafesana ato ka mipetraka automatiquement ilay fanontaniana...... suite
répondu par fijo le 09/08/2005 20:26
ezra ( 14/07/2005 08:05)
Tsy tafala amnà sipa tsony;;;
Misy le tonon-kira oe : "tsy afaka amin'io vehivavy io ialahy na oaiza na oaiza" b ny antony...tena marina v?... suite
répondu par lorra le 10/11/2005 09:01
xxx ( 14/07/2005 05:37)
Tsy misy sentiment
Efa maty vady 4 taona lay vhv ary tsy mety tafalatsaka lalina mihitsy amina lehilahy hafa.Raha vao avy miaraka be amin'olon izy (azonareo angamba ny tiana ho lazaina eto)dia tofoka de aleony mitady ol... suite
répondu par Herimiafina le 10/09/2005 05:10
jhouhlambout ( 13/07/2005 23:28)
iza no efa ni-fugue t@ ado?
Zà aloha mbola tsy nanao izany e, fa mba te ahalala ny antony mahatonga ny sasany hanao izany...... suite
répondu par fijo le 16/08/2005 21:28
jhouhlambout ( 13/07/2005 23:09)
Anaran-jaza
NB:Tantara tena marina. Tany Japon no nitrangan'ity tantara mahatsikaiky ity. Efa ela no naniry hanan-janaka ity lehilahy iray. Ela ny ela ka teraka zazalahy ny vadin-dralehilahy. Ny loza nefa dia ... suite
répondu par Veloo le 29/07/2005 18:14
rakotole ( 13/07/2005 13:48)
exam tsy milay
ny anay ny bacc lava B ka makaleo... suite
répondu par fijo le 16/08/2005 22:15
lsmasoandro ( 13/07/2005 11:35)
pazzapa 3
ahoana kay r'zareo ny fahitanareo ny pazzapa 3?... suite
répondu par bozimanga le 26/09/2005 13:21
ainaheri ( 13/07/2005 08:45)
A380
Nisy 3 ny gasy manampahaizana niara-nanorina ny A380 zay nahavita fianarana tao Toulouse ary manoriponenana ao!!!... suite
répondu par booboo le 22/07/2005 13:59
ainaheri ( 13/07/2005 08:34)
L'île de tentantion
Mba aona ny fijerinareo an'reny tsy mitady raha2 ho an'ny tenany v lay mpifankatia??... suite
répondu par fijo le 27/07/2005 21:06
imaitsoanala ( 13/07/2005 08:25)
aona ty malagasy lazaina mahantra ty e
nareo ve mitovy hevitra @reo zay milaza fa mahantra ny gasy. lazalazao ny hevitrareo e sika ve tena mahantra marina sa aona? ra mahantra isika dia inona no antony afaana milaza izany. ra tsia dia ... suite
répondu par tsangana le 20/09/2005 20:23
ainaheri ( 13/07/2005 08:01)
Assurance mada
Tsy haiko na misy firy izy ao zao? Ary ekena fa samy mangalatra doly fa iza no tena tsy mamely,fa faly ny ihinambola fotsiny?????... suite
répondu par fijo le 03/08/2005 20:34
joda ( 13/07/2005 00:06)
atokisana sy azo atao hoe contracéption ve ny .....
atokisana ary azo atao hoe contracéption ve ny coit interrompu izany hoe rehefa hi jouir iny ny lehilahy dia avoaka haingana ny sperme!!!... suite
répondu par rijatsif le 01/09/2005 21:04
joda ( 13/07/2005 00:03)
ela ny ela ka misy mihinana aliaka ....
aleo mailo tsara rehefa mankany dago izany fa sao mihinakinampoana .....vaovao tao @ express androany 12 juillet io... suite
répondu par fijo le 15/08/2005 22:09
jhouhlambout ( 12/07/2005 23:11)
Nampirafy
L'histoire: Nitsotra taminao ilay olona miaraka aminao hoe: nampirafy anao izy nandritra ny andro vitsivitsy, ka nifona taminao izy fa tsy hamerina intsony. Dia inona ary ny fanapahan-kevitra ho rai... suite
répondu par fijo le 03/09/2005 19:51
jhouhlambout ( 12/07/2005 22:21)
Voyage dans le temps
Possible ny voyage dans le temps(théorie de la relativité = LE TEMPS EST RELATIF), saingy sarotra be ny manamboatra machine à voyager dans le temps. Koa, nareo ve mba te hanao voyage dans le temps... suite
répondu par fijo le 19/07/2005 20:40
olast ( 12/07/2005 14:27)
misy ve?
ianao ve mino ny fisian'ny matotoa?fanahy ratsy sa fanahy tsara ny fiheveranao azy? raha fanahy ratsy mantsy izy dia efa nampatahotra anao ve ny dadabenao efa maty ela mba nanofisanao? nampatahotra v... suite
répondu par fijo le 19/07/2005 20:42
jhouhlambout ( 12/07/2005 13:31)
Indray andro...
...sendra tafaresaka izy mirahalahy zanaky Rakoto. Efa antintratitra ihany Rakoto satria irony olona talohan'ny ady 1947 irony. Tafaresaka hoy aho izy mirahalahy zanany, ka gaga nahita an-drainy nivoa... suite
répondu par Veloo le 29/07/2005 18:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.6744