aona ty malagasy lazaina mahantra ty e

1. imaitsoanala
(
13/07/2005 08:25)
nareo ve mitovy hevitra @reo zay milaza fa mahantra ny gasy.
lazalazao ny hevitrareo e
sika ve tena mahantra marina sa aona?
ra mahantra isika dia inona no antony afaana milaza izany.
ra tsia dia inona ary no atao hoe tsy mahantra?
mba lazalazao ny hevitrao fa misokatra ny adi-hevitra.
imaitsoanala@voidumonde.com ho an'ireo te hifanerasera amiko manokana sy iady evitra amiko manokana.
mahaiza miady evitra e.

novalian'i tsangana ny 20/09/2005 20:23

2. mpanakiana
(
13/07/2005 08:41)
amiko aloha misy sokajiny ny fahantrana;
@ ankapobeny mahantra isika raha eo @
ekionomika fa kosa tsy fahaizantsika
manararaotra ny harenantsika no mampitsitotongana
antsika hany ka ny olombitsy no misonenika
@ zany.

4. pika
(
13/07/2005 09:22)
raha ilaza isika hoe malagasy dia ny sarambambebahoaka no jerena fa tsy ny olo-bitsy akory
valiny mahantra ny gasy raha eo @ lafiny ekonomika, ny fahafaha mividy ..... oh fotsiny oh ny ankamaroan'ny karaman'ny gasy nefa miasa mafy dia oh ny hofa-trano, ny écolage, ny fanafody,ny saribao izay hany mba zakan'ny rehetra(40000f) ny gony ny vidimbary izay fotontsakafo efa miakatra indray izao(1600f)ny 1kapoaka, .....
mba ampahafirin'ny orin'asa vahiny moa ny an'ny gasy vitsy kely izay ianjadian'ny tsy zakan'ny ainy koa
ny asa tanana resin'ny vita sinoa .....

5. kally
(
13/07/2005 09:58)
Mahantra ny malagasy satria miady irery ny vahoaka, tsy misy fitsaboana, tsy misy sekoly, tsy ampy sakafo.. arak'io lazain'i Pika io e!

8. lo
(
14/07/2005 06:42)
Ie, mahantra isika raha resaka toekarena no hijerena azy : revenu par habitant, taux d'alphabétisation...zany we raha ny fomba fikanjindry zareo manampahaizana ao amin'ilay atao we indice de développement humain. Ary raha mijery eny andalambe rehetra eny isika d hita taratra izany fahantrana izany.
Zao nefa, manankarena olona isika, manana harena voajanahary maro isika (zava-boahary, harena ankibon'ny tany...), manana ny harentsaina nolovaintsika tamin'ny ntaolo isika, saingy nosimban'olombitsy izany, lasa fitiavantena no manjaka fa tsy ny soa toavina taloha dia ny fihavanana, hany ka lasa tsy haintsika ny mampiasa ireo harena ananantsika ireo.
Amiko tsy mahantra isika fa kosa tsy mahay mampiasa ny harena ananantsika hitadiavana soa iombonana.

9. fasaly
(
14/07/2005 06:51)
lo:
tsy mila resabe fa ny fahantrana aloha zao no tena mibahana dia ny fehiny gasy mahantra ihany e!

10. lo
(
14/07/2005 08:30)
malalaka be ny fomba hijerena ny fahantrana ry fasaly a, mahantra ve aho rah ohatra tsy manambola mandavantaona? tsy voatery. mahantra aho satria aleoko mangataka aty andrenivohitra toy izay mamboly sy miompy any ambanivohitra? mahantra aho satria miandry fotsiny sy mitsetra ny an'ireo manana fa tsy miezaka.
Vakio le boky we mikatsaka ny fiadanana, d jereo inona ny atao we mahantra tamin'izany, d jereo hoe inona ny atao hoe mahantra amin'izao d hitanao fa tsy mahantra isika fa tsy mahay mampiasa ny harena eto amintsika

12. steph02
(
14/07/2005 09:56)
isika sady mahantra no dondrona ny olona mantsy rehefa mahantra dia miezaka ny mivoaka fa isika nitehaka foana tamin ny fitondrana teo aloha dia namboarin ny mpitondra ny harena izao indray mba niova nefa rehefa mba miresaka amin ny olona hoe misy tsy mety izany ataon dravalo izany dia hoy ny vahoaka maro an isa hoe aleo aloha isy hitondra fa vao 3 taona izy no teo ka asa rehefa latsaka lalina ao anaty lavaka indray ve vao ho tonga saina dia hiverina zero indray asa aloha e fomba fijery manokana ny ahy tsy aleo ve ampahafantarina ny mpitondra ihany hoe masiaka amin nizy ireo ny vahoaka

14. fasaly
(
14/07/2005 15:48)
lo:
ka eny e! izany hoa resabe dooly fa hita maso amzao sady azo tsapaintanana fa mahatra lay gasy, mbola ho ela be vao tafarina, amiko ny majorités de mahantra, de mahantra zany aloha,

15. lo
(
15/07/2005 03:17)
aleo ary havadika kely ny fanontaniana e : inona ny dikan'izany hoe mahantra zany ary aminareo e

16. mandrindra
(
21/07/2005 09:18)
mahantra arabola : tsy manana ny ampy
mahantra ara tsaina : tsy mahita afa tsy ny ambany masony

18. diloo
(
31/07/2005 00:46)
miarahaba ny rehetra
Maurice nosy kely nefa matanjaka.Dago midadasika be nefa tsy haintsika ny mampiasa ny toe-karena.Tsy misy firaisan-kina ho fananganana orin'asa lavorary ho antsika samy isika malagasy.Faly mifanenjika isika.Tsy misy fifampitokisana.Izay miezaka ivelan'ireo mpitondra hatramin'izay, dia mifandetika.Ireo karana sy sinoa anefa mifanampy.Vokany mandeha tsara ny oron'asan-dreo.Tsy manana "fierté nationale" isika, any ka na dia nosy Maurice kely aza dia maharesy antsika.Tsy dia mahagaga raha gisitra mahantra isika.Toe-tsaina hoy isika no hovaina:toa nofy izany.Efa hadino ny fahendrena fahiny.Samy mandeha samy mitady hoy Jaojoby.Indrisy.

19. kally
(
31/07/2005 07:44)
Nefa mety noho ny nosintsika lehibe loatra koa no olana an! sarotra kokoa no mametraka rafitra (ny lalana fotsiny ohatra, ny fanaraha-maso ny zava-drehetra mitranga),ary ny tena hitako lesoka dia ny kitoatoa sy ny medalinina,io tokony jerena akaiky ary asiana fanamboarana ny rafi-pampianarana fa any no fototry ny rehetra.

20. xxx
(
31/07/2005 18:30)
maninona kay i kally raha miditra mpanao politika de hojerena ny fandehany!!!!