iza no efa ni-fugue t@ ado?

1. jhouhlambout ( 13/07/2005 23:28)
Zà aloha mbola tsy nanao izany e, fa mba te ahalala ny antony mahatonga ny sasany hanao izany...
novalian'i fijo ny 16/08/2005 21:28
2. marimar ( 14/07/2005 07:14)
angamba ve mila attention @manodidina sy ireo ray aman-dreniny?sa ahoana?
3. jhouhlambout ( 14/07/2005 10:04)
angamba...
4. sonwin ( 14/07/2005 15:27)
inona zany ni-fugue?:roll:
5. fasaly ( 14/07/2005 16:00)
ni fugue aho fa tao avaratrano ihany de tstsa
6. booboo ( 14/07/2005 17:17)
:-D
7. sonwin ( 14/07/2005 21:05)
in aza zany kozy eto zany:roll:
8. sasa ( 15/07/2005 05:24)
iza no efa ni-fugue t@ ado?
io le kozy ry frera an
9. fasaly ( 15/07/2005 08:27)
sonwin a!
ilay hoe fugue de kofa ray na joba ray misitaka mitsoaka any amy firenena ray, ohatra hoe any la réunion njy de mandeha misitaka any comoros, ohatsa any germany njy de mandeha misitaka any belgium, anzonjy ve????.....:lol::lol::lol::lol:
10. sasa ( 15/07/2005 10:36)
sonwin any germany elah d misitaka any zamerika lesy an
11. jhouhlambout ( 15/07/2005 11:28)
tsy voatery misitaka lavitra anie é, rehefa tsy mody ao an-trano fotsiny dia efa mi-fugue zay
12. sonwin ( 15/07/2005 14:23)
hay ve e, zay vao azoko, zavatra fanaoko zany klé..miasa saina mihitsy ny ray sy reny hoe lasa aiza indray ilay maditra lahy iny:)
13. fasaly ( 15/07/2005 15:57)
jhoul:
ka zay mintsy zà zao nadeha tao avaratsanonay de tsatsa n'i dada sy neninay....
14. booboo ( 15/07/2005 16:12)
hihihi
15. sonwin ( 15/07/2005 16:39)
:°)
16. sasa ( 18/07/2005 10:44)
he he he ary ity frera ity tena be tetika mintsy klé
ary elah laozan'lah mamonjy an'i fasaly ao avaratsanony kou aiza elah no ho tafody
17. fasaly ( 18/07/2005 11:04)
hihihi! fangah moa swin le izy???
18. Herytae ( 18/07/2005 13:21)
za tsy sahy an'zany!
19. fasaly ( 18/07/2005 14:32)
herytae:
mbola ho sahy i toi io rehefa mahita ny ao avartsano ao ka! tentation be mintsy
20. fijo ( 01/08/2005 22:46)
za tsy mbola nanao an'io,fa efa kamo nianatra dia nijanna tsy nianatra mihintsy herintaona mahery.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.265