iza no efa ni-fugue t@ ado?

21. chipie1 ( 02/08/2005 09:21)
za ndray nande de nony eny andalana de nieritreritra tampoka de niverina a!:lol:
22. Veloo ( 02/08/2005 16:45)
chipie1 =))=))=)) njy ty mampime....zaza enjy njy zany....

oo ry fijo kamo velona a tssssssss eritaona ve lesy de inn fotsiny no nataon-ela? Lava lotra kosa zany eritaona zany kle... Lasa donto be zay ela kle =))=))=))=))
Za ndray aloha mbola tsy nanao an'ialy izy e :{:{:{:{
23. maditra ( 02/08/2005 23:01)
Tsy manao izany maditra, sady tsy misy mpampiditra an-trano koa angamba, tssssssss.
24. Veloo ( 03/08/2005 16:35)
maditra a ie satria tsara ny tokatrano nihainana :wink:
25. fijo ( 03/08/2005 21:12)
veloo,ka izay mihintsy,tamin'ny voalohany aloha nilay,satria nilomano foana aho isanandro.dia mikotrana ,dia mody mikaly.dia ny aprem,matoritory,fa tany mahajanga moa ny tena,dia ny alina lasa indray mivoaka,mamonjy ny akama.fa ny farany lasa nahakamo,fa tsy nahita atao intsony aho fa niasa aby ny akamako,dia leo aho ny farany.dia lasa indray niverina nianatra.
26. zimbakely ( 07/08/2005 20:50)
jhoul< za manko lesy mba gaga hoe ela no nanao zany taloha, ohatry ny tadidiko ihany la ty ilay baka lelo kely tsy nahay nanao an'izany akory!
zany figo zany aloha ohatry ny tsy miady amiko eh, za ko mo fohy volo zay ny tena marina ko!
zany hoe efa nanandrana ihany za ndray alina fa mandeha aloha d miverina afaka folo minitra, d avy teo ndray lasa d ampitombona antsasak'adiny, d mandeha ndray d atao adiny ray!
ny fika amin'io hoe sao kobon-drabofy an! avy teo inona akory ny vita teo fa d naraina ny andro d tena kamo be za, nony taty aoriana mo zany d rehefa zatra niverina d mandeha tsikelikely mitombo ohatrizay d efa tonga telo andro ilay izy ndray andro! afabaraka fa kobo be hoe nangatsika ilay fandrina! hihihihi
27. Veloo ( 08/08/2005 18:12)
zimbakely :-D:-D:-D zay ny an'ela :-D:-D:-D
o ry fijo a tssssss tena lava lotra ilay erin-taona kle aza atao intsony...:{:{:{
28. fijo ( 10/08/2005 22:09)
veloo,ngah moa hafaka hamerina intsony e
29. Veloo ( 12/08/2005 19:01)
kay efa antitra le fijo kle :-D:-D:-D
30. fijo ( 16/08/2005 21:28)
efa matotra ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1186